Other News

Parlemantan’ny Tanora Afrikanina: Malagasy roa solontenan’ny ranomasimbe Indianina

Tanora malagasy roa no misolo tena ny faritry ny ranomasimbe Indianina ao amin’ny Parlemantan’ny Tanora Afrikana momba ny Demokrasia. Taorian’ny fifidianana nokarakarain’ny Fototra ny Fanavaozana ho an’ny Demokrasia na ny “Fondation de l’Innovation pour la Dé­mocratie”, ny volana jolay lasa teo, i Espérance Amponga sy i Monja Tsirokay no voafidy […]

TARATRY ny KANTO

Efa tonga eto Madagasikara i Shenseea. Efa ao Nosy Be ity mpanakanto fanta-daza maneran-tany ity nanomboka omaly. Hisantatra ny «Festival Sô­maroho», ka hanafana ny alim-pandihizana any Dja­mandzar izy anio alina. Hiaka-tsehatra ao Ambodi­voanio kosa ny sabotsy izao. Manodidina ny «teza» indray ny lohahevitry ny «café histoire», hotontosaina ny sabotsy 8 […]

« Doria vita sokitra »: Hanomboka ny fampirantiana eny Isoraka

Hiverina hisokatra ny Mo­zean’ny zavakanto sy ny arkeolojia eny Isoraka. Vao­vao lehibe ho an’ny tontolon’ny zavakanto sy ny fampianarana izany noho izy eo ambany fiahian’ny oniversiten’ Antananarivo. Ankoatra ny maha tranombakoka sy toeram-pikarohana ho an’ny mpianatra azy, handray fampirantiana mandalo koa ny eny Isoraka. Hisantatra ny fi­sokafana ny «Doria Vita […]

Jazz@Tohatohabato : Hosokafan’ny « Jazz Kids » anio ny seho an-tsehatra

Hanomboka anio tolakandro, ireo seho sehatra rehetra hotanterahina mandritra ny Jazz@Tohatohabato taona 2026. Ireo ankizy sy tanora no hisantatra izany. Manomboka anio ka hatramin’ny alahady 9 jolay izao. Mai­maim­poana avokoa ny seho sehatra rehetra ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny Jazz@Tohatohabato ho an’ity taona 2026 ity. Omena va­hana hatrany, rahateo, ny hetsika ankalamanjana […]