Other News

Baolina kitra – «Can 2025»: mpilalao naharitra tao amin’ny Barea de Madagascar Raveloson Rayan

Mahafantatra tsara ny Aigle du Carthage, Tunisie, Raveloson Rayan. Nanambara ny fahitany ny lalao hidonana amin’ity ekipa ity, ny tenany. Gazety Taratra (*) : Ahoana ny fahitanao ny ekipan’i Tunisie izay «favori» ary hilalao eto amin’ny taniny? Raveloson Rayan (-): Marina fa «favori» i Tunisie ary efa nasehony izany. Ekipa […]

TARATRY ny KANTO

Ndaty Lahy, any amin’ny Alliance française Toliara. Hizara ny mozikany ry Anthony sy ny tariny, ny alakamisy 5 septambra izao, manomboka amin’ny 7 ora hariva. Ny beko mifangaro gadona maroloko hatrany, izay entin’izy ireo mamaky ny tsenan’ny mozika eto sy any ivelany no hoentin-dry zalahy eo. Tahiry Andriamanoro, etsy amin’ny […]

Velö Fanaiky: hoentina an-tsehatra ny “I-Jazz Fetisibal”

Tamin’ny herintaona toa izao no efa nampahafantarina ny vokatra. Izao kosa vao hozarain’i Velö Fanaiky an-tsehatra ny “I-Jazz Fetisibal”, rakikirany fahadimy. Hotonto­saina ny zoma 6 septambra izao ny seho, etsy amin’ny Ivokolo Analakely, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Sady fihaonana amin’ireo mpankafy io no fiarahan’i Fanaiky amin’ireo namana mpiara-miangaly mozika […]

“Burn It Up-K – edition” : mitohy ny fampiroboroboana ny zavakanto koreanina

Anisan’ny kolontsaina sy zavakanto miezaka mametraka ny toerany sy ny maha izy azy eto Madagasikara ny kolontsaina koreanina. Tafiditra ao anatin’izany “Burn It Up-K – edition”. Hotanterahina ny 7 septambra 2024, eny amin’ ny Institut Français de Madagascar (IFM) Analakely, ny dingana famaranana amin’ ny «Burn It Up-K – edition”. […]