Other News

TSELATRA

Naiditra vonjimaika am-ponja eny Antanimora, omaly, ny mpamilin’ilay fiarabe nitondra kaontenera nivadika sy nianjera tamin’ny fiaran’olona teny Manjakan­driana, izay nahafaty renim-pianakaviana iray sy ny zanany vavy, ny herinandro lasa teo. Lehilahy lehibe iray manodidina ny 60 taona, hita faty tetsy akaikin’ny farmasia Volahanta, omaly hariva. Tonga naka ny razana sy […]

Vaky trano tetsy Ampitatafika : Mitentina 5 tapitrisa Ar ny entana very

Novakian’ny olon-dratsy ny tokantrano iray tetsy Avaratetezana Ampitatafika, ny alahadin’ny Paka teo. Teo anelanelan’ny tamin’ny 7 ora hatramin’ny 11 ora atoandro no nanatanterahin’izy ireo izany asa ratsy izany. Very, nandritra izany, ny sakaosy mainty iray, nahitana fakan-tsary canon EOS 60D, miaraka amin’ny objectif canon 2 (18 -135mm) sy finday samsung iray […]