Hiady ny vintana farany, hiakarana amin’ny dingana manasa-dalana eo amin’ny hazakazaka 100 m misy fefy, anio, i Sidonie Fiadanantsoa amin’ny lalao Olympika, atao any Frantsa. Tsy nahatratra ny fe-potoana amin’izany izy omaly ka mamerina ny hazakazaka. Tontosa omaly tao amin’ny kianja Stade de Frantsa ny hazakazaka 100 m misy fefy […]
Other News
Indray mijery
Ambony ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra eto Antananarivo. Avo telo hatramin’ny efatra heny amin’ny fetran’ny OMS ny refy rehetra voaray ka mankarary ireo olona marefo. Vinavinaina hijanona ho ambony hatrany ny tahan’ny izany ao anatin’ny telo andro ho avy ka tokony hitandreman’ireo olona marefo. Mbola mijanona ao anatin’ny andro mafampana amin’ny […]
Fampandrosoana: nentanina hiady amin’ny fahantrana ireo Diaspora
Notanterahina tetsy amin’ ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny (MAE), tetsy Anosy, omaly ny atrikasa momba ny Politika nasionaly ho fampandraisana andraikitra ireo zanaka am-pielezana “Lettre de politique nationale d’engagement de la diaspora – LPNED”. Nivoitra tamin’izany ny fanentanana ireo zanaka am-pielezana mba hiady amin’ny fahantrana ho fampandrosoana ny firenena. Nitarika ny atrikasa […]
Tetikasa PTASO: hisy ny fiaraha-miasa eo amin’ny MFFT sy ny MICC
Tontosa omaly, ny fivoariana mahakasika ny « Projet de Zone de Transformation Agro-Industrielle dans la région du Sud- Ouest » PTASO. Tetikasan’ny minisiteran’ny Indostria sy ny varotra (MICC), vatsian’ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana (BAD) vola izy ity. Ny ho fanohanan’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fananan-tany (MFFT) amin’ny fahazoana ny fiarovana ny […]
“Tsy manara-dalàna ny mpitondra”
Nitondra ny heviny manoloana ny hanoloran’ny praiminisitra ny fandaharanasa ho fanatanterahana ny politika ankapoben’ny fanjakana (PGE) koa ny mpitondra tenin’ny vovonana Firaisankina, i Paraina Auguste. Nanamafy ny voalazan’ny mpanorina ny Tim, Ravalomanana Marc, ny tenany tamin’izany. “Tsy manaraka ny lalàna io fiantsoana ny fivoriana tsy ara-potoana ho an’ny parlemanta io […]






