Other News

Nalain’ny dahalo an-keriny : zazavavy 10 taona avotra

Tafaverin’ny mpitandro filaminana eny anivon’ny fianakaviany ny zazavavy iray 10 taona nalain’ny dahalo an-keriny, tao Beteramahamay, distrikan’Ambatoboeny, afakomaly. Nalain’ny olon-dratsy tao an-tanàna niaraka tamin’ny omby am-polony io zaza io. Nanao fanarahan-dia avy hatrany ny vatan-dehilahy tao an-tànana. Nanatevin-daharana ny mpitandro filaminana izy ireo. Vokany, nifanehatra tamin’ny mpanara-dia teny amin’ny moron’i […]

FANTINA sy FINTINA

Manameloka ny herisetra sy ny fanakorontanana nandoroana ny tranon’ny iray amin’ny komity mpanohana azy, any Faratsiho, ny kandidà Lalatiana Rakoton­dra­zafy. Niseho ny alahady teo izany raha efa andro vitsy mialoha ny fandrahonana hanaovana asan-jiolahimboto. “Efa nametraka fitoriana izahay ary manantena sazy henjana”, hoy izy. Samy nanana ny paikady nanombohana ny […]

Minisitra Andriantsitohaina Naina : “Laharam-pahamehana ny ady amin’ny “Mafia”

Nandray ny avy amin’ny Transparency International – Initiative Madagascar (TI-IM) ny minisitra Andriantsitohaina Naina, ny fiandohan’ny herinandro teo, tetsy Anosy. Voa­resaka ny ho fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta. Nambaran’ ny minisitra fa hohamafisina ny lalàna efa misy ary hohenjanina ny sazy ho an’ireo tsy manara-dalàna sy mpangalatra tany. “Tena laharam-pahamehana […]

Misolo vaika ny ankalana

  Handeha fampanoavana anio ny mahakasika ireo olona voalaza fa nanondrana biby voarara any ivelany. Mihazakazaka ny fanadihadiana ataon’ny mpitandro filaminana. Efa nisy ny Malagasy eto an-toerana, izay voalaza fa mpiray tsikombakomba,voatazona nandritra ny andro maro­maro eny amin’ny trano figiazan’ny mpanao famotorana. Raha ny tsiliantsofina mandeha anefa, mbola ny trondro […]