Other News

Mitohy foana ny trafika : Israeliana iray tratra nitondra sokatra 8, bibilava 4 ary tanalahy 23

Mipoitra indray ny hafa, na tsy mbola mifarana aza ny raharaha nahatrarana varika sy sokatra tany Thaïlande. Tratra nitondra sokatra sy bibilava ary tanalahy koa ny teratany israeliana iray, teny Ivato. Tratran’ny Fadintsera­na­na teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny teratany israeliana iray, ny alatsinainy 6 mey teo. Karazany telo ny biby […]

« Redombe Bagasy » : hira 37 hokaloina eny an-tsehatra

Tao anatin’ny taona maro, tsy mbola nisy fampisehoana lehibe tahaka ity eo amin’ny tontolon’ny bagasy. Ampahany maneho izany ny isan’ny mpihira handray anjara. Ny fifantenana ireo hira hokaloina, sns. Mahalana vao ahitana hetsika lehibe natokana ho an’ny bagasy ra­noiray tahaka ity. «Redombe Bagasy», fampisehoana an-tsehatra hotontosaina ao amin’ny CCEsca Antanimena, […]

Fanatsarana ny tontolo iainana : miaro ny loharano ny fanodinana ny menaka vidange ho lasa angovo

Anisan’ny manimba ny tontolo iainana sy ny ala ny fampiasana ny ari­na fandrehitra sy ny kitay. Miha mi­tombo, ara­ka iza­ny, ny olon-tsotra sy fikambanana ma­­­mokatra fa­tana ekolojika, amin’ izao. Anisan’ izany ny fatana vita amin’ ny menaka vidange. Mbola manan-danja eo amin’ny Malagasy ny fampiasana arina fandrehitra sy kitay hatramin’izao. […]