Other News

Tsipy kanetibe: nofafan’ny Federasiona iraisam-pirenena ny sazin’i Madagasikara

Afaka misioka ny tsipy kanetibe, malagasy, fa tafavoaka ny ala. Nohafahan’ny federasiona iraisam-pirenena mantsy ny sazy nihatra tamin’i Ma­da­gasikara nandritra ny telo taona ka tsy nahafahana niatrika ireo fifaninanana iraisam-pirenena. Nambaran’Andrianirina Adrien, filohan’ny Federation sport-boule malagasy (FSBM) tamin’ny mpanao gazety, teny Ampitatafika, ny sabotsy lasa teo, fa afaka ny sazin’ny […]

TARATRY ny KANTO

« Bal des seniors » – Pitou Behoririka. Ha­merina kely ny taloha, toy ny tamin’ny andron’ny Salut les copains  no tanjona amin’ny hetsika izay ho­tontosaina ny alarobia 1 mey izao, manomboka amin’ ny 12 ora atoandro. Hanafana ny fotoana ao amin’ity toerana ity ry Jimmy & Co, ka haka endrika fandihizana amin’ny […]

Tarika Iraimbilanja : nangingina ny fampisehoana teny Antsahamanitra

Notanterahina omaly, teny Antsahamanitra, ny fampisehoana « Ndao hiverenana!», niarahana tamin’ny tarika Iraimbilanja. Anisan’ny santatra ho an’ny fankalazana ny faha-40 taonan’ny tarika ity hetsika natao ity, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra. Niezaka nampiseho ny naha izy azy sy ny nahafantarana azy hatramin’izay izy ireo nandritra ny seho, na dia somary vitsy aza […]

Seho feno: nizara ny kantony i Farakely

« Farakely manontolo ». Izay angamba raha fehezina ny fampisehoana izay natolotr’ity mpanakanto ity, omaly, tetsy amin’ny CCEsca Antanimena. Fiarahan’ny tia sy ny manina, nanjakan’ny mozika misy fanahy no nitranga. Raha ny faha­tsapana ny karazana fihetseham-po naterak’ireo hira nalahatra, fotoana efa nandrasan’ireo tena mpankafy iny. Na tsy feno tanteraka aza ny […]

Nangina ilay feo manga… : nodimandry vokatry ny aretina i Lalie

48 taona i Lalie izao nodimandry izao. Tontosa ilay fandidiana natao taminy, saingy mbola nihombo ny aretiny ka nitarika ny fahafatesany. Nangina hatreo ilay feo tsy manam-paharoa… Niady mafy izy… Tsy na­hatohitra ny aretina anefa, ka nodimandry omaly maraina, Andriama­zava Hanitriniala Louise, fantatry ny maro amin’ny hoe Lalie. Nan­gina ilay […]