Nankatoavin’ny fanjakana, tamin’ny alalan’ny filankevitry ny minisitra teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny alarobia lasa teo, ny hanatontosana ny fiadiana ny amboaran’ i Afrika “Africa cup” lalaovin’olona 3, ho an’ny sokajy lehilahy, taranja basikety. Hatao ny 29 novambra hatramin’ny 1 desambra izany. Raha tsiahivina, efa nambaran-dRamaroson Jean Michel, filohan’ny Federasiona malagasin’ny […]
Other News
Judo – Tompondakan’i Afrika : nahazo medaly alimo Rasoanaivo Laura
Atleta malagasy iray tamin’ireo efatra mianadahy nahazo vokatra tsara, Rasoanaivo Laura, vehivavy judoka, medaly alimo, teo amin’ny sokajy (-70 kg). Hiatrika ny lalao isan-tarika indray ny ekipam-pirenena malagasy rahampitso. Tsara ny vokatra ho an’ny solontenan’i Madagasikara, omaly, nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, any Egypte, taranja Judo, sokajy senior, […]
Faritra Itasy : natolotra ny drafi-pampandrosoana
Nampahafantarina omaly, tetsy Anosy, ny drafi-pampandrosoana ny faritra Itasy. Jerena manokana ny sehatry ny toekarena, ny sosialy ary ny tontolo iainana, izay nahazoana tantsoroka teknika avy amin’ ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny fampandrosoana (PNUD). Hiantohana ny hoavin’ny mponina amin’ny alalan’ny fitantanana mahomby ny drafitra napetraka. «Tantsaha avokoa ny 99% […]
Taninketsa indostrialy : hanohana an’i Madagasikara i Japon
Ao an-damosin’i Madagasikara ny firenena japonais amin’ny fampandrosoana ny tetikasa “Odof”. Zava-dehibe ny fisian’ny mpampiasa vola sy ireo mpanosika tetikasa matihanina. Mitovy fijery ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra ary ny fanjifana sy ny ambasadaoron’i Japon, Abe Koji, nandritra ny fifampiresahan’ny roa tonta, ny alarobia teo, tetsy […]
Madagascar Oil: voakorontan’ny resaka fitsarana ny tetikasa Tsimiroro
Nifindra aty Madagasikara rehefa avy any Bermudes, Maorisy. Voakitikitika ny seha- piharian’ny orinasa Madagascar Oil, satria tratry ny disadisa ara-pitsarana tsy manam-pahataperana ny orinasa reniny US Holding Ltd. Efa manana ny lanjany amin’ny famatsiana eto an-toerana, ny solika mavesatra vokarin’ny Madagascar Oil SA (MOSA), efa ho herintaona mahery izao. Miantraika […]






