Mitaky vola mitetina 80 tapitrisa Ar, amin’izao fotoana izao, ireo dahalo naka an-keriny telo mianadahy tao amin’ny fokontany Ambohimamory, kaominina ambanivohitra Anjozorobe, distrikan’Anjozorobe. Nitrangana fanafihana niharo vono olona tao amin’io toerana io, ny 23 marsa lasa teo. “Nanafika tao amin’ny sefo fokontany ireo dahalo efa-dahy, nitondra basy ny roa ary zava-maranitra ny […]
Other News
Noho ny goragora : hanasazy amin’izay ny polisy
Gaboraraka ! Izay no azo ilazana ny fifamoivoizana ao an-drenivohitry ny faritra Atsinanana. Karazam-pitaterana maro no hita ao an-toerana, toy ny moto, bisikileta, Bajaj, posy raha tsirairay kosa ireo taxi miasa amin’ny alina. Samy manana ny fitsipika mifehy azy anefa ireo fa ho an’ny moto kosa, tsy maintsy ampiasana aroloha ho […]
Nanafika karana: 5 lahy nandroba 25 tapitrisa Ar
Norobain’ny jiolahy dimy, nitondra basy PA sy Kalachnikov, ny tranombarotra an’ny karana iray eny Andrefan’Ambohijanahary, omaly hariva. Notifirin-dry zalahy ny totohondry ny vavany. Lasa ny vola 25 tapitrisa Ar. Nitrangana fanafihan-jiolahy mitam-piadiana mahery vaika ny tranombarotra iray lehibe an’ny teratany Karana eny Andrefan’ Ambohijanahary, omaly hariva tamin’ny 5 ora sy 30 […]
13 avrily 2024
AGO de la FMF: discours tant attendu de Gelson Fernandes
Le directeur régional de la division Associations membres de la Fifa pour l’Afrique, Gelson Fernandes, conclut sa visite à Madagascar par un discours, lors de la clôture de l’Assemblée générale ordinaire (AGO) de la Fédération malgache de football (FMF). Cette visite marque assurément un nouvel élan dans le développement des […]






