Nieren-doza ny tontolo mananaina teto Madagasikara tamin’ny taon-dasa. Nihena ny fanimbana ala na teo aza ny hetsika ara-politika, toy ny fifidianana, ohatra. Tsara amin’ny ankapobeny ! Nilaza ny tale mpanatanteraka (D.E) ny Fikambanana ho an’ny faritra arovana sy ny tontolo mananaina eto Madagasikara (FAPBM), Raharijaona Alain Liva, fa nahafapo ny […]
Other News
Boriborintany III: Kandidà solombavambahoaka i Bodo mpihira
Nanapa-kevitra ny handeha irery amin’ny lisitra tsy miankina ka nirotsaka hofidina ho solombavambahoaka ao amin’ny Boriborintany fahatelo ny mpanakanto, Razafindrazaka Bodo. Nampahafantariny, omaly, tetsy Antanimena, anefa fa tsy sanatria nanao ho rano nodikain’ny zinga na nanadino ny niandohana ny tenany fa nahazo tsodrano tamin’ny loharano nipoirana. Mahatsapa aho ary raisiko […]
Kandidàn’ny Kolektifa, A. Hajo: “Hanohy ny tolona efa natomboka isika”
Anisan’ireo nametraka ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiny eny Avaradrano ny avy amin’ny Kolektifa ho an’ny Malagasy, Andrianainarivelo Hajo, sy ny lisitra faharoa, Ratavilahy Andry. Nambarany ny anton’izao fandraisan’andraikitra izao. “Tapaky ny vovonana ny hirotsahanay. Tsy mbola vita ny tolona ho amin’ny fanovana ka fanohizana ny efa natomboka tamin’ny taona lasa izao mba […]
Fampahatsiahivan’ny Ceni: mitondra ny hetahetam-bahoaka ny depiote
Nampahatsiahy sy nampahafantatra ny andraikitra ary ny momba izany solombavambahoaka izany ny eo anivon’ny Ceni. Manamafy izany rahateo ny voalazan’ny lalàna. Voasoratra amin’ny Lalàmpanorenana, araka ny andininy faha-68, fa anisan’ny andraikitr’ireo solombavambahoaka ny mandany ny lalàna. Manara-maso ny asan’ny governemanta mpanatanteraka ary koa manao tombana ny politikam-panjakana ankapobeny. Tafiditra ao […]
Vahoaka miray: “Hevitra no mampandroso”
“Mbola mampirisika ihany aho fa izay olona tena manan-kevitra no aoka hofidina. Ny olona manan-kevitra no hampisondrotra sy hampivoatra an’i Madagasikara”, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko Vahoaka miray (Vami), i Gaby Vakiniadiana, ny amin’ny fahavitsian’ny kandidà ho depiote amin’izao. Nohasarotina ny fametrahana ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina, natao nidangana be koa ny […]






