Other News

Akany Avoko

Près de 1/3 des jeunes filles de ce centre sont des victimes de viol, et la majorité d’entre elles ne savent même pas ce que c’est. Élevées dans une culture toxique, elle ne visualisent pas la gravité de l’acte, quitte à normaliser le viol qu’on leur fait subir.

Ceni : “Mila marina amin’ny kandidà ny Ovec”

«Ny fanajana ny fahamarinana no soatoavina mifehy antsika, fanajana ny lalàna mifehy antsika amin’ny asan’ ny Ovec tontosaintsika izany”. Io ny hafatry ny filohan’ny Ceni, Andrianarisedo Dama Arsène, ho an’ireo mpikamban’ny Rafitra fanamarinana sy fandraketana ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina (Ovec). Nandritra ny fidinana ifotony tany amin’ny faritra atsimo atsinanan’i Madaga­sikara, i […]

Asan-jiolahy : roa lahy matin’ny fitsaram-bahaoka

Maty niharan’ny hatezeram-bahoaka ireo roa lahy tao Befandriana Avaratra, omaly atoandro. Voarohirohy ho tom­pon’antoka tamin’ny halatra omby miharo vono olona tao amin’ny tanàna tsy lavitra an’Ankobakobaka izy ireo. Notafihin’ny jiolahy ny raim-pianakaviana iray ary lasan’ izy ireo ny omby folo, ny herinandro lasa teo. Nofatorana ny olona sasany tamin’ireo voaroba. […]

VAOVAO TAMBATRA

Midina 2 500Ar ny kilaon’ny vary gasy amin’ izao fotoana, raha 2 400Ar ny semence sy ny varin’Ambatolampy. Anatin’ny fararano isika izao ka miaka-bokatra ny eto an-toerana. Midina ihany koa ny vidin’ny menaka sy ny lafarinina, manaraka ny vanim-potoana toy izao ny vidin’entana isan-taona. Nanomboka omaly ny asa fanotofana vato (remblayage […]