Ampirisihina ny mpandraharaha malagasy hamorona tetikasa mitondra zava-baovao. Anisan’ny sehatra ifantohana ny fambolena, ny angovo, ny toekarena mihodina, ny tontolo iainana, sns. Nisokatra nanomboka ny 1 avrily teo hatramin’ny 30 mey ho avy izao, ny fifaninanana Prix Pierre Castel ho an’ny andiany 2026. Miara-mikarakara azy ny orinasa Star sy ny […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Anisan’ireo voatazona eny amin’ny BC Anosy i Herizo Gen Z, araka ny nambaran’ny depiote Rajerison Antoine. Nanamarina ny zava-nisy teny an-toerana ny tenany, omaly. Nambarany fa ilaina ny fifampiresahana. « Hampitombo ny disadisa ny fisamborana ka takianay ny hamoahana ireo tanora, niara-nitolona hatrany am-boalohany ireo », hoy izy. Hentitra ny […]
Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana: “Ady folo no atrehina hanatanterahana ny PGE”
“Folo ny ady manokana tsy maintsy atrehina hirosoana amin’ny fanavaozana sy hampiraisana ny Malagasy, izay iraka napetraka amin’ny fanatanterahana ny PGE”. Io ny nambaran’ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana tamin’ny fanolorana ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE) ho amin’ny Fanavaozana, teny amin’ny Antenimierampirenena, Tsimbazaza, omaly. Anisan’izay ady folo izay ny famatsian-jiro sy rano, […]
Hena ambavam-boay !
Tsy mbola nisy teto amin’ny firenena hatrizay ny zava-misy ankehitriny, eto Madagasikara. Saika nitovitovy tamin’ ny fitondran’ny Profesora Zafy Albert ny zava-niseho, fa tsy tena mitovy. Ny an’ity farany, nambakain’ny olona tany anaty lalàna. Ny an’ireto mpanavao, ambana amin’ny fidinana an-dalambe sy ny fitakiana handravana ny efa. Manoloana izany, […]
Fiaraha-miasa amin’ny Eoropeanina : Nandray masoivoho efatra ny filoham-panjakana
Miisa efatra ireo masoivoho noraisin’ny filoham-panjakana, Randrianirina Michaël teny Ivoaloha, omaly. Samy avy amin’ ny firenena Eoropeanina avokoa izy ireo. Nanolotra ny taratasy manendry azy avy hiasa eto Madagasikara ireo ambasadaoro avy amin’ ny firenena Eoropeanina ireo. Anisan’izany ny masoivoho vaovao an’i Autriche, Romana Konigsbrun. Hisahana ny raharaha ara-diplaomatika momba […]






