Other News

Un tournant discret

A chaque publication d’un nouveau rapport sur la corruption, on s’interroge toujours sur l’efficacité des mesures adoptées et des lois en vigueur, tellement le fléau, difficile à éradiquer, prend de l’ampleur. Le dernier bilan du Bianco, présenté le 27 mars, n’échappe pas à ce constat, malgré des avancées notables, mesurables […]

Coopération : Madagascar reçoit des équipements militaires Russie

Les forces armées malgaches ont franchi une nouvelle étape dans le renforcement de leurs capacités opérationnelles. Hier, une importante dotation en équipements militaires en provenance de la Russie a été officiellement remise lors d’une cérémonie organisée au camp général Mounibou Ismaël, au sein du Bataillon Parachutiste d’Ivato. La cérémonie s’est […]

FANTINA sy FINTINA

Nesorina tsy ho depiote Ramanatanana Ro­meo, voafidy tao amin’ny distrikan’i Soavinandriana-Itasy, araka ny fanapahan-kevitry ny HCC, omaly. Voasambotra tamin’ny raharaha trafikan-tsokatra ny tenany, ny taona 2024, ary naiditra am-ponja. Misolo toerana azy, araka ny didin’ny HCC, Randrianarison Rivo Setra. Ny dokotera Miharisoa Ramananarivo indray izany izao no solombavambahoaka avy amin’ny […]

Ginea Ekoatorialy-Madagasikara: Fiaraha-miasa efatra vita sonia

Fametrahana ny fifandraisana ara-diplaomatika eo amin’ny firenena roa tonta, fifanarahana rafitra ankapobeny momba ny fiaraha-miasa, fifanarahana ara-politika, fanalana “visa” ho an’ireo mitondra pasipaoro diplaomatika sy pasipaoro ho an’ny mpiasam-panjakana. Ireo ny fifanarahana efa-tonta vita sonia teo amin’ny minisitry ny Raha­raham-bahinin’i Madagasi­kara, i Alice N’Diaye, andaniny; ankilany, ny minisitry ny Raharaham-bahin’i […]

Filaharambe hatrany

  Mampanontany tena mihitsy ny andavanandrom-piainan’ilay Malagasy. Vao maraina, omaly, tena mbola anaty haizina dia efa filaharambe ireny milina fisintonana vola eny amin’ny banky ireny.  Toraka izany ny  filaharana fiara fitateram-bahoaka.  Vao miposaka ny masoandro, efa lavabe ny filaharana taxi-be. Izay tsy milahatra, mifanosika, mitady hirika rehetra ahatafidirana anatiny. Soa aloha, […]