Tsy tsaroana intsony? Na iniana hadinoina… 32 taona ny “Raharaha 10 aogositra”. Inona ny marina? Tsiahy sy tantara fohy… Taorian’ny fifidianana filohan’ny Repoblika, marsa 1989, nisy ny fitakiana governemanta tetezamita. Nanomboka teny amin’ny kianja Coum, 67 ha , ny 1 mey 1991, ny hetsika, narahina fidinana an-dalambe sy fitokonambe. Notakina […]
Other News
Gen: “Mila ovaina ny rafitra”
“Tsy tokony hijanona amin’ izao isika. Miova avokoa ny zava-drehetra. Misy zavatra tokony hamboarina ao amin’ny fakan-kevitra, fifampidinihana… Amin’izany no mandrafitra izay hatao: Lalàmpanorenana manahoana no hidirana? Tsy maintsy jerena amin’izay ny azo tanterahina sy azo ampiharina”. Io ny nambaran’ny mpikambana mpanorina ny ”Groupe des experts nationaux (Gen)”, Dr Rakotoarison […]
Lisi-pifidianana : tsy misy mpifidy 3 000 000 nampidirina amin’izao
“Tsy marina velively ny filazana fa misy olona telo tapitrisa vao nahazo kara-panondro nampidirin’ny Ceni ao anatin’ny lisi-pifidianana fotsiny amin’izao”, hoy ny talen’ny kabinetran’ny Ceni, Andriamifidy Jean-Louis, teny Alarobia, afakomaly, momba ny filazan’ ny sasany ny fampidirana olona ao anatin’ny lisitry ny mpifidy fotsiny amin’izao. Mahatratra 250 749 ireo tanora vao […]
Rakotoson Andriamihaja Jimmy : “Aza variana manenjika fotsiny ny firaisamonina sivily”
Aiza ho aiza ny zotram-pifidianana amin’izao? Misy ny mpisehatra politika tsy manao afa-tsy ny mitsikera. Toy izany koa ny firaisamonina sivily sasany. “Aza variana manenjika fotsiny ny firaisamonina sivily”, hoy ny fanehoan-kevitry ny mpikamban’ny ASD, Rakotoson Andriamihaja Jimmy. “Aza variana manenjika fotsiny… Amin’ny maha firaisamonina sivily, manana adidy amin’ny fanentanana […]
TARATRY ny KANTO
Kabary sy kilalao malagasy. Nitohy omaly, ary tanterahina isaky ny alarobia, hatramin’ny 13 septambra 2023, ny fampianarana kabary sy kilalao malagasy, maimaimpoana, tanterahina manerana ny boriborintany enina eto Antananarivo. Ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny alalan’ny DACVC, miaraka amin’ny fikambanana Manda Mpikabary no mikarakara ny hetsika. “Stand Up Comedy”. Tanterahina anio, […]






