Anisan’ireo taranja nesorina tamin’ny fifaninanan’ny lalaon’ny Nosy, JIOI 2023, izay atao eto amintsika, ny 25 aogositra – 3 septambra, ny baolina kitra vehivavy. Na izany aza, mandray anjara amin’ny fifaninanana “Cosafa Women’s Cup” ny Barea. Hotanterahina any Afrika Atsimo, manomboka ny 23 aogositra-3 septambra ho avy izao, ny fifaninanana “Cosafa […]
Other News
Filankevitry ny Tanàna : nankatoavina ny tetikasa «Fly over»
Anisan’ny nankatoavin’ny fivoriana tsy ara-potoana eo anivon’ny filankevitra monisipaly Antananarivo ny tetikasan’ny fanjakana “Fly over”, etsy Anosizato. Nambaran’ny filohan’ny filankevitra monisipaly fa tsy maintsy nangatahana fankatoavana amin’ny mpanolotsainan’ny Tanàna izany satria misy ampahan-tanin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra voakasiky ny tetikasa. Nankatoavina koa ny fametrahana tsangambato ao amin’ny Cité Analamahitsy noho ny […]
Ampitifirana Ankatso: notsaroana ny nitifirana ireo maherifo
Notontosaina teny Ampitifirana Ankatso, omaly, ny lanonam-pahatsiarovana ny nitifirana ireo maherifon’ny firenena tao amin’io toerana io. Ny 19 jolay 1948 no nitifirina ireo maherifon’ny firenena nitaky ny fahafahana sy ny fahaleovantenan’i Madagasikara. Ireto avy ireo maherifon’ny firenena namoy ny ainy ho an’ny Tanindrazana teo amin’ity toerana ity : ny Lietnà […]
Fanomezana kopia : ankizy 4 000 no hisitraka ny tetikasa
Tontosa omaly, teny amin’ ny Organisation internationale de la francophonie (OIF) Antaninarenina, ny fanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Fitsarana sy ny OIF, momba ny fanomezana sora-piankohonana, ho an’ny ankizy. Any amin’ny faritra Itasy no hanombohana ny tetikasa, ary antenaina ny hiitaran’izany amin’ny faritra hafa. Ankizy 4 000 isa no hisitraka kopia, mandritra […]
Antoko Arema: “Tsy ahemotra ny fifidianana fa alamina”
Nitondra ny heviny, manoloana ny raharaham-pirenena ny eo anivon’ny Arema, tamin’ny alalan’ny sekretera nasionaly, Ratsiraka Annick. Anisan’izany ny momba ny volavolan-dalàm-pifidianana naroson’izy ireo. Nambarany fa nanolotra ny volavolan-dalam-pifidianana teny amin’ny Antanimierampirenena izy ireo. Tanjona ny ho fanatsarana ny zotram-pifidianana. “Fandaminana izany fa tsy fanemorana ny fifidiana. Hatao manara-penitra ny fifidianana […]






