Miisa 24 ny mpiasa sy mpitantana ny fikambanana Fondation Tany Meva nomena fankasitrahana amin’ny asa sy mariboninahitra avy amin’ny fanjakana, ny 30 jona teo. Valo nahazo ny « Chevalier de l’Ordre National ». Niasa mihoatra ny 20 taona. Fito nahazo medaly volafotsy (15 taona), 15 nahazo medaly alimo. Nahatratra 30 ny medaly […]
Other News
Orinasa mampihatra ny RSE : antoka ho an’ny faharetan’ny fisian’ny akora
Tsy afa-misaraka amin’ny asa famokarana ny akora fototra azo avy amin’ny fitrandrahana ny tontolo iainana. Antoka mampaharitra ny fandraharahana sy ny asa sahanina ny fikolokoloana ny rohivoaary. Mila apetraka ny rafitra momba izany. “Ny orinasa vaventy no efa tafiditra amin’ny kolontsaina sy andraikitra RSE. Tokony hapetraka ny lalàna sy ny […]
FANTINA sy FINTINA
“Efa hisy ny didim-panjakana havoakan’ny governemanta amin’io herinandro hiditra io”, hoy ny talen’ny kabinetran’ny Ceni, Andriamifidy Jean-Louis, ny amin’ny fanatanterahana ny fifidianana filohan’ny Repoblika. Amin’izany no hamerana amin’ ny fomba ofisialy ny tetiandrom-pifidianana. Handray anjara amin’ny fivoriambe ara-potoan’ ny filankevitra mpanatanteraky ny Vondrona afrikanina (UA) faha-43 hatao any Nairobi Kénya, […]
Andriatsizehena Benja Urbain: “Ahitsy ny lalàm-pifidianana, ovaina ny governemanta”
Nitondra ny heviny, manoloana ny raharaham-pirenena, ny eo anivon’ny antoko RPSD. Nambaran’ny filoha nasionaly, Andriantsizehena Benja Urbain (Bebain) fa tokony hirosoana ny fifidianana. Nametraka fepetra anefa izy ireo. “Kitihina sy hatsaraina ny lalàm-pifidianana. Ovaina ny mpikamban’ny governemanta hitantana ny fifidianana. Mba tsy hitanila na hiandany ireo minisitra voatendry. Vonona ny […]
Ho raikitra amin’izay!
Izay vao mazava ny lalan-komban’ilay firenena malagasy! Hivoaka ny volabe hoentina manatanteraka ny fifidianana. Miandry ny datin’andro fiantsoana ny mpifidy ny rehetra dia raikitra ny lalao. Mahatratra 2 tapitrisa Euros ny mety homen’ny Frantsay sy ny Vondrona eoropeanina. Mazava be rehefa mipotsaka ny mpiara-miombon’antoka, tsy misy intsony ny mpilalao […]






