Mois : avril 2023

Rallye Terre des Causses : tsy nitsanga-menatra i Faniry

Anisan’ireo nisongadina, tamin’ireo niatrika ny dingana voalohany amin’ny Clio Tro­phy, amin’ny Rallye Terre des Causses, notanterahina tany Frantsa, ny sabotsy sy ny alahady lasa teo, Rasoamaro­maka Faniry. Tafiditra tao anatin’ireo 10 voalohany mantsy ny tovolahy, niaraka tamin’i Baptiste Langlois. Na izany aza, nandalo fotoan-tsarotra izy satria tojo olana mekanika tao […]

Judo: hiatrika fiadiana ny ho tompondaka eran-tany i Laura

Mitohy ny lalana ho an-dRasoanaivo Razafy Aina Laura, amin’ny fiatrehana fifaninanam-pirenena. Fifaninanana goavana maro no mbola hatrehany, hahazoany ny tapakila amin’ny lalao olympika 2024. Taorian’ny nandrombahany medaly volamena 3 sy alimo iray, nandritra ny “Open de Tunis” sy “Coupe d’Afrique d’Alger”; mbola hisy koa ny “Open de Luanda”, hifaninanan’i Laura, […]

Tsara ho fantatra : tsy aretina fa toe-batana ny « autisme »

Atokana ho Andro maneran-tany ho an’ny olona mifefy tena (autiste) ny 2 avrily. Nikarakara varavarana miso­katra ny foibe Sammy ‘O, eny Ankadivory Ambohima­mory, ny sabotsy teo, nankalazana izany, izay mitaiza ankizy sy tanora, sokajiana ho «autiste». Nifa­nakalo fahalalana sy hevitra ny rehetra tonga, toy ny ray aman-dreny manana zanaka mifefy […]

Fanomezan-jo : mila lamina manokana ny «autiste»

«Mitovy amin’ny fomba fiainan’ny olom-pirenena re­hetra ihany ny fiainan’ny olona hafakely (Autiste)», hoy ny filoha mpanorina ny fi­kambanana Autisme eto Ma­da­gasikara, Raveloarimisa Mbolatiana , ny Alahady teo, teny Tsimbazaza. Nilaza izy fa tsy vitan’ny minisitera iray na tompon’andraikitra iray ny fitaizana azy ireo fa ilaina ny fandraisan’andraikitry ny re­hetra. Tsara […]