Araka ny tatitra ataon’ny « Planète Vivante » isaky ny roa taona avoakan’ny WWF, manambara fa mandalo fotoan-tsarotra ireo bibidia anaty ala eto Madagasikara. Mampanahy ny hoavin’izany eto Madagasikara, manana betsaka indrindra maneran-tany, 80 % eto an-toerana ihany no ahitana azy ( 91 % biby mandady, 80 % zavamaniry). Haingana loatra ny […]
Mois : avril 2023
FISEMARE : tokony ho 1 tapitrisa Ar ny karama farany ambany
Tsy ampy ny karama farany ambany, 250.000 Ariary apetraky ny fanjakana, raha ny fanambaran’ny sekretera jeneralin’ny Fisemare (Firaisamben’ny Sendikan’ny mpiasa malagasy Revolisionera), Mananandro Raphael, raha niresaka tamin’ny mpanao gazety. Nilaza izy fa tsy mahavita na inona na inona izany manoloana ny fiakaran’ny vidim-piainana ankehitriny. Tokony hojeren’ny fanjakana ny hisitrahan’ny mpiasa […]
Faritra Sava- Orange: tohanana amin’ny alalan’ny Wifiber ireo mpandraharaha
Nitsidika ny faritra Sava tany Sambava sy Antalaha ny tale jeneralin’ny Orange Madagascar, Frédéric Debord, ny faran’ny herinandro teo. Nanavao ny fifanarahana tamin’ny mpandrahara ny Orange , anisan’izany ny vehivavy, ho fampandehanana ny Wifiber. Sambava sy Antalaha, samy nihaonan’ny tale jeneraly, Frédéric Debord, ireo manam-pahefana sy mpandraharaha ara-toekarena, ary ny […]
Tetikasa Pic 3 : hatsaraina ny lakandranon’i Pangalana
Hitondra fampandrosoana maharitra ny tetikasa Pic (Pôle intégré de croissance) andiany fahatelo, tohanan’ny Banky Iraisam-pirenena. Mahakasika faritra dimy (Atsinanana, Analanjirofo, Vatovavy, Atsimo Atsinanana, Fitovinany) izany, ahitana kaominina miisa 82. Nikaondoha teto Toamasina ny governora sy ny prefen’ireo faritra ireo, ny tapaky ny volana marsa teo. Zava-dehibe ny Pic 3, satria […]
Maitsoahitra : nizara fanampiana teny Avaradrano ny Antenimierandoholona
Nitaraina ny mponina eny Ambohimanga sy ny manodidina amin’ny halafon’ny vidim-bary amin’izao fotoan’ny maitsoahitra izao. Araka ny toromariky ny filoha Rajoelina, namaly izany ny filohan’ny Antenimierandoholona, Razafimahefa Herimanana sy ny mpanolotsaina manokan’ny filoha, ny Jly Ravalomanana Richard, nanome fanampiana ny 2 avrily teo. Notolorana vary 20 gony tsirairay avy ny […]




