Mois : mai 2023

« Festival Zetra »: hanehoana ny mampiavaka ny faritra Alaotra

Hotanterahina any Amba­ton­drazaka, ny 24 sy 25 jona 2023, ny “Festival Zetra” andiany voalohany. Hetsika eo amin’ny lafiny fizahantany sy kolontsaina hanehoana ny mampiavaka ny foko Si­ha­naka sy ny faritra Alaotra Mangoro. Ny fikambanana Zetra Festival miaraka amin’ny mpanohana sy mpiara-miombon’antoka samihafa no mikarakaraka ny hetsika. Dia­be, fampirantiana, fampisehoana, fitsidihana […]

Vokatry ny tsy fahalalana tantara : manomboka mahazo vahana ny tsy fifanajana

Iray ihany ny Malagasy ! Miezaka ny mivoy io fehezan-teny io, ankehitriny, ny ankamaroan’ireo manam-panahy handalana. Manezaka ny nandrava ny firaisan-kina ny vahiny mpanjakazaka an-tanin’olona fa tsy nahatonga hatramin’ny farany. Nafafy ny « zarazarao hanjakana ». Naparitaka ny « fikitra mampiady angely » isan-karazany fa mbola indreo eo ihany ny fihavanana maha Malagasy… Vanim-potoana lehibe […]

Olan’ny rugby : Kandidà tokana hofidina i Dorien

Araka izay efa nahafantaran’ny rehetra azy, hotanterahina rahampitso sabotsy, etsy amin’ny kianja Makis Ando­ha­tapenaka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby lalaovina olona 15, sokajy vehivavy «Can 2023». Etsy an-kilany, misisika ny hanatontosa fifidianana ho filohan’ny federasiona ireo ligim-paritra manohitra an-dRakotomalala Marcel. Kandi­­dà tokana no hofidina dia i Sambotody Dorien. […]

« LDC » – Man City 4-0 Real Madrid : tafakatra amin’ny famaranana ny Anglisy

Nandihizan’ny Manches­ter City, Anglisy na ny “Sky­blues”, ny kianjan’izy ireo, ny alarobia lasa teo. Izy ireo no tafita hiatrika ny lalao famaranana, fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des Champions 2023” (LDC), taranja baolina kitra. Nomon­tsanin’izy ireo tamin’ny isa mavesatra, 4 no ho 0, ny Real Madrid, Espaniola, teo amin’ny […]