Noho ny antony tsy miankina amin’ny federasiona malagasin’ny handball (FMHB), tsy raikitra ny fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy “senior” lahy sy vavy, ho an’ny taom-pilalaovana 2023. Fihaonana tokony ho natao tany Antsiranana, ny 13 ka hatramin’ny 21 oktobra lasa teo. Araka ny angom-baovao, noho ny zava-misy eto amin’ ny firenena ny […]
Mois : octobre 2023
SOMBIM-BAOVAO
Notanterahina nanomboka omaly, teny Ankadikely Ilafy, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Tenisy, sokajy zandriny. Tazana mandray anjara amin’izany, ilay vehivavy malagasy U-16, Rajaobelina Iriela. Tsiahivina fa nandrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, Akomba, izy, nandritra ny lalaon’ny Nosy 2023. Manomboka mandeha ny fanazarantenan’ireo klioba rehetra eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. […]
Tsipy kanetibe: ho fantatra rahampitso ny ekipa malagasy
Araka ny fanadihadiana natao tamin’ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny tsipy kanetibe (FSBM), Amiroudine Andrialemirovasoa, omaly. Ho fantatra rahampitso ny anaran’ ireo Malagasy mpilalao efatra handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, mandritra ny “Mondial 2023”, taranja tsipy kanetibe. Fifaninanana maneran-tany izay hotanterahina any Bangkok Thailande, ny 23-26 novambra ho avy izao. Tsiahivina fa ny […]
Klioban’ny EST: manome lanja ny fanatanjahantena sy ny fianarana
Tsy ny teo amin’ny spaoro ihany fa na ny teo amin’ny fianaran’ny ankizy, afapo tamin’ny vokatra azo tamin’iny taom-pilalaovana lasa teo iny ny teo anivon’ny fikambanana Espoirs sportifs de Tuléar, araka ny nambaran’ny filohan’ny EST, i Vital Serge. Nambaran’ny filohany, Vital Serge, fa «tsy ny fanatanjahantena ihany no ao amin’ny […]
Minisitra Rivotiana Jean Bosco : “Samy hijinja ny nafafiny amin’ny propagandy”
“Ho avy ny fifidianana amin’ny 16 novambra. Misy ny sasany tsy mety manao fampielezan-kevitra. Safidy io. Tsy azo terena hanao fampielezan-kevitra ny tena. Samy mijinja izay afafiny amin’ny fampielezan-kevitra”. Izay ny fanehoan-kevitry ny minisitry ny Asa, ny fampanan’asa, ny asam-panjakana ary ny lalàna sosialy, i Rivotiana Jean Bosco, manoloana ny […]




