Mois : octobre 2023

Fanazavan’ny minisitry ny Fitsarana : afa-mamoaka didy amina fangatahana vaovao ny HCC

Na inona na inona lazaina sy atao amin’izao, toherin’ny fanoherana hatrany ? Izany, ohatra, ny fivoizana fa tsy marina ny hoe tsy azo ivalozana ny fanapahan’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpa­no­re­nana (HCC). Azo ivalozana ihany izany tamin’ny fanapahany nanome ny fahefana ny filoha vaovaon’ny Antenimie­ran­doholona, ny Jly Rava­lo­manana Richard, ny […]

Fiarovana ny tontolo iainana : Plastikak, “PET”, navadika ho kifafa

Mandray anjara goavana amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sy hanasoavana ny olona ny tanjon’ireo mpanodina akora azo avy amin’ny tavoahangy plastika. «400 taona vao levona tanteraka ny karazana plastika PET, ezaka ataon’izy ireo ny manome fiainana faharoa sy vaovao indray ireny karazana plastika ireny», hoy ny tomponandraikitra iray. Antony namoronan’ny […]

Fifidianana : resy lahatra amin-dRajoelina ny Fimpiva sy ny ADGA

Manao ranolava ny fanohanana ny kandidà laharana fahatelo, Rajoelina Andry, amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Anisan’ny resy lahatra amin’izany ny mpivarotra sy ny mpanamboatra telefaonina. Niantso ireo mpivarotra namany hampiasa ny fahefana amin’ny fandehanana mifidy ny Fikam­banan’ny mpivarotra eny Am­bohimanarina (Fimpiva). Nam­baran’ny filohany, Razafim­belo Tiana Olivier, fa efa hita ireo fotodrafitrasa maro […]

INDRAY MIJERY

Tokony hanana fahazarana manasa ny voankazo sy ny legioma hanina manta amin’ny rano sy savony ny rehetra hisorohana ny aretim-pivalanana mahazo vahana rehefa betsaka ny rotsakorana, hoy ny mpitsabo. Rano avy nampangotrahina koa no mety indrindra hosotroina, indrindra ho an’ny ankizy madinika. Afaka manao fitiliana ny aretina tazo, Covid-19 ny […]

Olona ambony tosidra : tsy mahafantatra ny toe-tenany ny 50%

Maro amin’ireo olona ma­nana tosidra ambony no tsy mahafantatra akory fa tokony hanara-maso akaiky ny toe-pahasalamany izy ireo. Fan­tara fa ny 50% amin’ireo olona manana tosidra ambony dia tsy mahatsapa izany akory, raha ny fanazavana nentin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Vokatr’izany no mahatonga ny fahatapahan’ny lalandra satria tsy manampo, tsy mitsabo. Azo […]