Mois : octobre 2023

Logos Hope : ho avy ao Antsiranana

Hijanona ao Antsiranana ny tranomboky mitsingevana lehibe indrindra maneran-tany, Logos Hope, manomboka ny 27 oktobra ka hatramin’ny 12 novambra ho avy izao. Hisokatra ho an’ny rehetra mandritra io fotoana io ny tranomboky. Maherin’ny 5 000 ny boky haranty sy hamidy amin’ny vidiny mirary ho an’ny mpitsidika. Hita ao avokoa ireo […]

INDRAY MIJERY

Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra ny alarobia teo, ny fisokafan’ny fiofanana nasionaly na ny concours d’entrée à l’internat qualifiant en médecine, amin’ity taona 2023 ity. Mpianatra ho mpitsabo miisa 60 no kendrena horaisina amin’izany. Ny 50 amin’izany dia sivily ary ny 10 kosa dia miaramila. Nahazo fitaovam-pianarana, ahitana kahie, penina, aronakanjo […]

Faritry ny oniversiten’Antananarivo : tsy azo anaovana hetsika politika eny an-toerana

Matetika no tsy voahaja ny “franchise universitaire” fa izay vao nanao fanambarana ny fiadidiana ny oniversiten’Antananarivo izay manameloka ny fanaovana hetsika politika anatin’ny faritry ny oniversite. Nanao fanambarana ny fiadidiana ny oniver­siten’Antananarivo, ny alarobia lasa teo, fa toerana natokana ho an’ny fampianarana sy fikarohana ny oni­vesiten’Antananarivo ary manana “franchise universitaire” […]

TARATRY ny KANTO

Revy Lôlô, eny amin’ny Le By Pass After Work. Mitohy hatrany ny famelomana ny “Revy Lôlô sy ny tariny”, hataon’i Benny sy Bebey. Manaraka azy mirahalahy amin’ny tendry gitara hatrany i Ninie Kaoli­bera. Toerana efa mahazatra ireo mpiala voly aorian’ny asa rehefa faran’ny herinandro ity hanomezan-dry zalahy fotoana, anio manomboka […]

Aft Andavamamba: hiditra amin’ny andiany faharoa ny « Festival des livres « Thrillers »

Tanterahina eny amin’ny Alliance française d’Antana­na­rivo (Aft Andavamamba), ma­nomboka rahampitso ha­tra­min’ny 31 oktobra 2023, ny « Festi­val des livres « Thril­lers » andiany faharoa. « Les monstres littéraires » no lohahevitra noraisina amin’izany. Hetsika lehibe hanehoana ireo haikanto maro samihafa mampatahotra. Anisan’izany ny rantin-tsary, teatra, lalao sy fi­faninanana, atrikasa ary fihaonana sy fifampizarana. Tanjo­na ny […]