Nanome fiofanana mahakasika ny fambolena sy ny fiompiana isaky ny seha-pihariana ary ny fitantanana ny Gerp. Misy amin’izy ireny no efa mahaleotena tanteraka. Nisandrahaka sy nitombo ny seha-pihariana, toy ny fambolena ara-teknika, ny fiompiana. Tsy sarotra rahateo ny lalam-barotra, mitondra fampandrosoana eny ifotony. Rtoa Rasoarimanana Suzane Régine, tantsaha mpandraharaha: Anisan’ny […]
Mois : octobre 2023
Naina, mpiseradia anaty ala
Nandimby ny raiko izay mpisera-dia ho an’ny fikarohana tao amin’ny Gerp aho, nanomboka ny taona 2016. Lasa mpitari-dia ho an’ny mpizahatany nanomboka ny 2019. Nampianarina hahay teny vahiny, ny karazan-javamaniry sy biby ao anaty ala, toy ny sifaka, ny babakoto, ny sahona, ny vorona, sns. Eo koa ny fahaizana mandray […]
Fiarovana ny ala: asa vaovao ho an’ny mponina
Misy asa vaovao niforona ho an’ny mponina, hiaro ny ala, toy ny mpisafo ala, ny mpiambina, ny mpitari-dia ho an’ny fikarohana sy ny fizahantany, ny mpamokatra zanakazo, sns. Manohy ny velon-tena andavanandro, mamboly sy miompy koa anefa izy ireo. Rakotoarimanana Jean Louis, mpamokatra zanakazo : Mahalala karazana zavamaniry an’ala fanao fanafody […]
“Aotra afo” any Maromizaha: Arovana ny voahary, miova ny toe-tsaina
Tsy nahitana afo intsony ny atialan’i Maromizaha, hatramin’ny niarahan’ny Gerp sy ny mponina nitantana ity Faritra arovana ity. Nivoatra ny velon-tenan’ny mponina ary niova ny toe-tsain’izy ireo. Anisan’ny marefo manoloana ny tsindry amin’ny tontolo iainana ny alan’i Maromizaha, 140 km miala an’Antananarivo, manamorona ny lalam-pirenena faharoa RN-2. Nahazo ny sata […]
TARATRY ny KANTO
« Le Mystère d’Octobre ». Haseho an-tsehatra, anio, eny amin’ny AFT Andavamamba, ny teatra “Le Mystère d’Octobre”, iarahana amin’ny Tropy mpiangaly teatra avy ao amin’ny Lycée Jules Ferry. Ity fampisehoana ity no entina hamaranana ny “Festival des Livres Thrillers”, andiany faharoa. Kilalaon-tsaina. Ao anatin’ny fampiofanana sy fampianarana mahakasika ny Fanorona […]




