Mois : octobre 2023

Tetikasa Agoa: handray anjara i Madagasikara

Hanomboka ny alakamisy ka hatramin’ny sabotsy izao ny «Forum de coopération commerciale et économique» na ny Agoa eo amin’i Etazonia sy ny tapany atsimon’i Afrika izay atao any Johannesburg. Anisan’ny mandray anjara amin’izany i Madagasikara, misolo tena ny firenena ireo delegasiona samihafa. Mandritra ny fotoana, hisy ny fivoriana hiarahan’ny governemanta […]

FANTINA sy FINTINA

Manentana ny vahoaka sy ny mpanao politika hiroso amin’ny fanatanterahana fifidianana filohan’ny Repoblika amin’ny 16 novambra ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny jeneraly Rakotoarijaona Josoa, ny faran’ny herinandro teo. Niantso ny hametrahan’ny miaramila ny basiny ireo ampanjaka sy tangalamena, tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. Nambaran’izy ireo tetsy Antsakaviro, omaly fa […]

Hetsiky ny Kandidà 10 : tsy tonga teny an-toerana Ravalomanana Marc

Nanatanteraka diabe na­nomboka teny Ampasapito hatreny Ambomahitsy, ny kandidà 10, omaly. Tsy tazana teny an-toerana ny kandidà Ravalomanana Marc, tamin’io fotoana io. Raha ny vaovao voaray ao anatin’ny fanomanana ny hidirana amin’ny kianjan’ny 13 mai izy ireo sy ny kandidà sasany. Ny kandidà Ratsiraka Roland, Rajaonarimampi­a­ni­na Hery, Andrianainarivelo Hajo, Razafinjoelina […]

Tia maloto !

  Anatin’ny vanim-potoanan’ny fahavaratra ny Malagasy, ankehitriny. Manomboka miakatra ny rano, efa hita taratra eny amin’ny reniranon’Ikopa izany. Vao manomboka izy izao, mbola azo ihoriranana ny mety ho voka-dratsiny. Tsy ho an’ny eny amoron-drano sy ny tanàna azo lalovana fa hatraty am-povoan-tanàna. Manomboka ny petsapetsa sy ny rano miangona. Misy […]