Fotoana mampirongatra ny aretina pesta izao. Mitaky fahamailoana izany. Mila mamonjy dokotera avy hatrany raha vao misy atoditarimo miharo fanaviana mafy… Ny volana aogositra hatramin’ny avrily ny vanim-potoanan’ny valanaretina pesta. Efa hatramin’ny volana jolay ny fiomanana, hoy ny talen’ny DVSSER. Nentanina ny isaky ny distrika izay manana drafitra iarovana amin’ny […]
Mois : novembre 2023
Fanabeazana mampiaty: Mitaky ezaka marolafy vao tratra ny tanjona
Mitaky ezaka amin’ny sehatra maro ny fahatanterahan’ny fanabeazana mampiaty. Nomarihina omaly, ny Androm-pirenena ho an’ny fanabeazana mampiaty andiany fahatelo teto Madagasikara. Lohahevitra novoizina ny hoe, “Fanabeazana Mampiaty: samihafa mifandray, mitovy zo, miara-beazina ho soa. Ny toe-tsaina ovao, ny fampiatiana ampanjakao”. Mbola tsy tena hita taratra amin’ireo sekoly eto Madagasikara ny […]
Toetr’andro: hiakatra be ny hafanana
Hisongadina ny fiakaran’ny hafanana ao anatin’ny 3 andro manaraka raha ny vinavinan’ny mpamantatra ny toetry ny andro. Efa niaina izany rahateo isika tamin’ity herinandro ity. hahatratra hatrany amin’ny 38°C ny hafanana any Melaky sy Boeny ary Betsiboka. Ho hita taratra manerana ny Nosy izay fiakaran’ny maripana izay raha ny filazan’ny […]
Minisitra Soafilira Princia: mila havondrona ny hery hiadiana amin’ny herisetra
Manomboka anio ary hitohy hatramin’ny 10 desambra izao ny hetsika hisorohana sy hiadiana amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy. Lohahevitra amin’ity taona ity ny hoe : «Isika rehetra mitambatra mba hisorohana ny herisetra atao amin’ny vehivavy sy ny ankizivavy» . Vehivavy 1 amin’ny 7 kosa no tratran’ny […]
Foibe sosialy Anyma : hanampy ireo mpanaraka marary avy lavitra
Fitsimbinana ireo mpikarakara marary avy lavitra tsy manan-kavana eto Antananarivo ny antom-pisian’ny foibe sosialy Anyma. Maharitra ny fitsaboana ka mila toerana ivantanana ireo mpanaraka marary mba hahalavorary ny fitsaboana. Notokanana, omaly, ny trano foibe sosialy, nasiam-panitarana, fandraisana ireo mpikarakara marary eto Antananarivo tantanan’ny fikambanana Arovy ny marary (Anyma) etsy Andrefan’Ambohijanahary. […]




