Mois : décembre 2023

Filohan’ny International Liberal : “Aoka mba ho ao an-damosin’ny filoha isika vahoaka”

Anisan’ireo delegasiona hanatrika ny fianianan’ny filoha Rajoelina Andry, anio, etsy Mahamasina ny avy amin’ny International Liberal, tarihin’ny filohany, i Hakima El Haité. Notsiahiviny fa ara-pomba demokratika iny fifidianana filoham-pirenena teto amintsika iny. “Mendrika hanan-jo hiaina am-pilaminana sy ho amin’ny fampandrosoana amin’izay ny vahoaka malagasy. Miantso ny rehetra izahay mba ho […]

Nahavita ny andraikiny teto Madagasikara: nanohana ny BNGRC ny mpitantana ny PAM

Notanterahina tamin’ity herinandro ity ny lanonana fisaorana sy fanaovam-beloma ny tomponandraikitra voalohany eo amin’ny Fanda­haranasan’ny Firenena mi­kambana, momba ny sakafo (PAM) eto Madagasikara, Pasqualina Di Sirio, izay niasa teto an-toerana nandritra ny roa taona. Naneho ny fankasitrahany ny fanohanan’ny PAM ny fitondram-panjakana amin’ny fanatsarana ny fitantanana ny loza sy ny […]

Olombelona, biby, tontolo iainana: tokony hiaraka hitondra fahasalamana tokana

Andiany faharoa ny fifampizarana momba ny fiadanana (bien être) sy ny fahasalamana niompana amin’ny fikarohana sy ny fandrosoana ary ny haivao, miantraika amin’ny fahasalamam-bahoaka. Mifo­totra amin’ny lohahevitra hoe “Mifandray ny fahasalaman’ny olombelona sy ny biby ary ny tontolo iainana hanome fahasalamana tokana” ny fivoriana izay ataon’ireo mpikaroka sy ireo olona […]

30 taona ny Peace corps Madagasikara: tanora amerikanina 1.600 nitondra fampandrosoana teny ifotony

Tany amin’ny taona 1993 no tonga voalohany teto Madagasikara ireo mpilatsaka an-tsitapo amerikanina na ny Peace Corps. Mankalaza ny faha-30 taona izy ireo ankehitriny. Niantsehatra tamin’ny fampianarana no niandohan’ireo Peace Corps teto Madagasikara. Mano­didina ny 1.600 izy ireo no efa nandalo teto tao anatin’izay 30 taona izay. Miparitaka amin’ny faritra […]