Mois : mars 2024

Rabevahiny Elia : “Tsy ny Malagasy no nanapoaka ny 29 marsa 47”

77 taona katroka ny “Raharaha 29 marsa 47”. Aiza ho aiza ny fahalalana sy fahatsiarovana ny tantara? Maneho ny fijeriny ny filoha nasionalin’ny Otrikafo, Rabevahiny Elia. Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny “Raharaha 29 marsa 47”? Rabevahiny Elia (-): Toy ny isan-taona, mahatsiaro manokana ny Otrikafo… Fahatsiarovana no atao […]

TARATRY ny KANTO

Tanterahina, rahampitso, eny amin’ny Musée de la Photographie Anjohy, ao anatin’ny hetsika «Café-histoire», ny fandefasana ny sarimihetsika «Tabata­ba», notontosain’i Raymond Rajaonarivelo. Hisy ihany koa ny tafa sy dinika iarahana amin’ity mpanatontosa ity. Nandravaka ny IFM Analakely, omaly, ny sarimihetsika «Dounia et la Princesse d’Alep» sy ny «Les inséparables», tao anatin’ny […]

« Fiainana sy Fiadanana » : “Antsa Paska” hataon’ny Chorale Orimbato

Alahady 31 marsa amin’ny 3 ora sy sasany ao amin’ny FJKM Tranovato Ambato­nakanga. Hanatanteraka ny “Antsa Paska 2024” nampitondraina ny lohateny «Fi­ainana sy fiadanana» ny Chorale Orimbato. Hampaha­tsiahy an-kira izay nizoran’i Kristy ho famonjena ny zanakolombelona, izy ireo. Fiaraha- miasa eo amin’ity antoko mpihira ity sy ny komitin’ny EWS Foibe […]

RIBD 2024 : nizara ny traikefany i Catmouse

Tanterahina nanomboka omaly, hatramin’ny 30 marsa 2024, any Bénin, ny «Rencontre Internationale de la Bande Dessinée» (RIBD) andiany faharoa. Anisan’ny nahazo fanasana manokana miatrika izany Rajemison Dinah, na i Catmouse, Malagasy mpiangaly tantara an-tsary. Nitarika ny valandresaka niresahana ny lohahevitra hoe “Imaginaires linguistiques et francophonie dans le bande dessinée en […]