Azo lazaina fa mbola vitsy ny olon-tsotra manjifa ny vokatra vita amin’ny arina ekolojika eto Madagasikara. Anisan’ny mampihena ny vola mivoaka eo anivon’ny tokantrano tsirairay kosa anefa ny fampiasana azy io. Miankina tanteraka amin’ ny fampiasana ny arina fandrehitra sy kitay avokoa ny 95% ny tokantrano eto Madagasikara. Mbola lafo vidy ho […]
Mois : avril 2024
FANTINA sy FINTINA
Nirarakompana ny fanesorana Prefet sy lehiben’ny distrika, araka ny fanapahana noraisina teo amin’ny filankevitry ny minisitra natao tany Toamasina, afakomaly. Maherin’ny 20 ny fanendrena olom-baovao ka anisan’izany ny Prefet an’i Tsiroanomandidy, Manakara… Ny sefo distrika any Mandoto, Bealanana, Manandriana, Mahabo,Vohibato Mitsipaka ny fanaovana fitaovana politika ny mpiasam-panjakana sy anaovana tsindry […]
Fampahafantarana ny vina : mahazo dimy minitra amin’ny TVM / RNM ny kandidà
“Mialoha ny fampielezan-kevitra, mahazo dimy minitra amin’ny haino aman-jerim-panjakana, RNM sy TVM, ny kandidà tsirairay hahazoany mampahafantatra ny momba ny tenany na ny antoko misy azy na ny vinam-piarahamoniny ary manentana ny olom-pirenena handray anjara amin’ ny fifidianana”. Io ny fanazavan’ny talen’ny serasera sy ny fanabeazana ary ny fanentanana momba […]
Ho lalao maloto?
Mbola mitohy foana ny antsojay ifanaovan’ny samy mpanao politika. Ny mifanipaka an-toerana toa valala an-karona, andaniny. Ny ankamely sy ny ankasomparana amin’ izay tsy mitovy hevitra, ankilany. Taratry ny tsy fahatokisan-tena sy ny fahalemena anefa izany. Manaporofo ny tsy fahazakana fifaninanana. Fihetsika mifono hafatra hafahafa rahateo, indrindra amin’izay ho […]
Razanamahasoa Christine : “Tandrovy mandrakariva ny fahamarinana…”
Notanterahina omaly ny famindram-pitantanana teo amin’ny filohan’ny Antenimierampirenena teo aloha, Razanamahasoa Christine, sy ny filoha mpisolo toerana, Rabenirina Jean Jacques. Nisy ny hafatrafatra nifanaovana tamin’izany. Tsotra sy mazava. “Tandrovy mandrakariva ny fahamarinana na hihatra aman’aina aza izany”, hoy Razanamahasoa Christine, tetsy amin’ny Lapan’i Tsimbazaza. Nanterin’ity kandidà ho depioten’Ambatofinandrahana ity koa fa tsy mahafaty […]




