Mois : avril 2024

Conseil des ministres à Toamasina: l’Etat entend venir à bout des maux de la ville du Grand port

La ville de Toamasina est devenue depuis hier le carrefour des grands décideurs politique du pays. C’est dans cette ville que s’est tenu le premier Conseil des ministres décentralisé pour ce second mandat du président Andry Rajoelina. Outre le chef de l’Etat, les membres du gouvernement conduits par le Premier […]

Toamasina : vary simba sy lo nisy nandoatra

Miteraka resabe ilay raharaha vary simba nisy nandoatra, ao Toamasina, omaly. « Nopotehina sy nariana teny amina toerana fitobiam-pako eny Antsarimasina ny alatsinainy teo ireo vary ireo rehefa voamarina fa simba ka tsy azo hanina intsony. Nangadiana tany izany ka nafangaro ta­min’ny fotaka sy nototofana fako », hoy ny fanazavan’ny talem-paritry ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Nidina ho 2 800 Ar ny kilaon’ny vary gasy mena eny amin’ny tsenan’Andravoahangy, izany hoe, 800 Ar ny kapoaka. Mahatonga izany ny fiakaran’ny vo­katra vakiambiaty tsikelikely, sady manomboka maina ny lalana any ambanivohitra sy ny toerana voka-bary. Nilaza ny mpamongady fa hitohy io fihenan’ny vidim-bary eto an-toerana io. Misokatra ny […]

Ady amin’ny INN : miisa 23 ireo sambo manao fitsirihana

Mandray anjara amin’ny hetsika « Our ocean » atao any Athènes-Grèce i Madagasikara, amin’ny alalan’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga. Anisan’ny lohahevitra voaresaka ny ady amin’ny jono tsy manara-dalàna, tsy voambara ary tsy voafehin-dalàna (pêche INN) sy fametrahana ny mangarahara eo amin’ny sehatry ny jono eto Madagasikara. Nilaza ny minisitra Mahatante […]