Tany amin’ny kaominina Belalanda sy Maromiandra indray ny loabary an-dasy nokarakarain’ny eglizy Katolika, ao anatin’ny tetikasa Taratra. Tanjona ny hamantarana ny eny ifotony ny fampandrosoana tokony entin’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany any Toliara. Mitohy ny fitetezam-paritry ny tetikasa Taratra tontosain’ny eglizy katolika any Toliara, faritra Atsimo Andrefana. Taorian’ny tany Benetsy, […]
Mois : avril 2024
TSELATRA
Vehivavy 29 taona maty notsatohan’ny sakaizany antsy tao Androro, Vohemar, omaly. Hasarotam-piaro no nitarika ny disadisa. Niafara tamin’ny fampiasan-drangahy zava-maranitra anefa izany. Nitsoaka ilay nahavanon-doza taorian’ny habibiana. Dahalo efa-dahy lavon’ny zandary tao Betroka, afakomaly. Nangalatra omby maherin’ny 30 ireo dahalo ireo ka nifanenjehan’ny mpitandro filaminana. Nifanehatra tao amin’ny kizo Ampimoty […]
Barikadimy – Toamasina : mpianatry ny oniversite tratra nivarotra rongon
Ao anatin’ny fanadiovana amin’ny lafiny rehetra ny fiadidian’ny filohan’ny oniversiten’i Toamasina, amin’ny hanadiovana ny ao anatin’ny Campus. Ny alatsinainy tamin’ny 9 ora maraina, nampandre ny polisim-pirenena ny teo anivon’ny fitondrana sy ny fitantanana Oniversite Barikadimy Toamasina, fa misy mpianatra mivarotra zava-mahadomelina. Nanao andrimaso avy hatrany ny polisy. Nahitam-bokany izany, tratra […]
Lasa ny 500 000 Ar: mpangarom-paosy matin’ ny fitsaram-bahoaka
Matin’ny fitsaram-bahoaka ny jiolahy raindahiny amin’ny fanendahana ao amin’ny kaominina ambanivohitr’Ambatotsipihina, afakomaly. Nahazo fampitam-baovao ny zandary niasa tao an-toerana momba ny fisian’ity jiolahy ity izay hita mihaodihaody ao an-tsena. Efa-dahy ry zalahy no mpiara-manao asa ratsy saingy tafatsoaka ka nenjehin’ny fokonolona. Nambaran’ny tatitra voaray avy amin’ny zandary fa nisy fifanjevoana […]
Nasitrika tao an-tanimbary : Sinoa hita faty tao anaty gony
Nolerana antsy teo amin’ny tendany ny teratany sinoa iray, monina eny Masindray. Nasitrika tao anaty gony ny razana. Nariana teny tanimbary avy eo. Nosamborina ny mpiambina tao aminy. Hatairana ny an’ny fokonolona nahita gony namoaka fofona maimbo tao anaty tanimbary iray tao Amboaromanana, fokontany Ivoara, kaominina Masindray, distrikan’Avaradrano, omaly maraina. […]




