Ankalazaina isaky ny 5 oktobra ny Andro maneran-tany ho an’ny mpanabe. Lohahevitra tamin’ity taona 2024 ity ny hoe, « Mampianatra ilaintsika ho an’ny fanabeazana tadiavintsika, tena ilain’izao tontolo izao hamenoana ny tsy fahampian’ny mpampianatra ». Tanjona ny hahazoan’ny ankizy tsirairay fanabeazana misy kalitao omen’ny mpanabe manetry tena sady mahaleo tena. Mahatsapa izany […]
Mois : octobre 2024
Miandry fahagagana
Nanaitra sy nahavelombelo ny filazan’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, omaly, fa anio dia anio no hisy vahaolana entiny ho an’ny jiro sy rano eto Antananarivo. Iza no tsy ho faly raha nahare izany ? Efa ho lava sy mankaleo tanteraka ny zava-misy iainana. Tena hoe fatiantoka tsy fantiantoka amin’ny seha-pihariana […]
Fankalazana ny Andro maneran-tany: mivoatra manaraka ny toetrandro ny Paositra malagasy
Manana tolotra samihafa manaraka ny fivoaran’ny teknolojia ny Paositra malagasy. Laharam-pahamehana ho azy ny fanakaikezana ny mpanjifa sy ny fanomezana fahafahampo ny rehetra. Manana anjara toerana lehibe amin’ny fampandrosoana ny firenena ny Paositra malagasy. Manome fahafahampo ny mpanjifa hatrany izy manoloana ny fivoaran’ny serasera ara- teknolojia. Tolotra vaovao hiarahany amin’ny […]
Ambodinisotry : trano hazo dimy may
Kilan’ny afo ny trano hazo miisa dimy tetsy Ambodinisotry, omaly maraina. Naharay antso avy amin’ny tsara sitrapo ny sampana mpamonjy voina. Nanomboka tamin’ny 2 ora sy 19 minitra ny firehetana. Nifehy ny afo tsy hiparitaka tamin’ny manodidina ny mpamono afo. Naharitra ora roa sy sasany ny faharetan’ny famehezana ny afo. […]
Nosakanan’ny jiolahy : zandary voafira famaky teo amin’ny lohany
Naratra voafira antsy teo amin’ny lohany ny zandary iray tao Ambohitsabo, Toliara, omaly maraina. Nandeha moto vao maraina ity mpitandro filaminana ity. Tsy nanampo na inona na inona, nifanehatra tampoka tamin’ny olon-dratsy izy. Nitondra famaky ireo mpandroba. Nidaroka sy nampiasa ny famaky teny aminy. Tratry ny be no ho vitsy […]




