Nahintsan’i Angola teo amin’ny dingan’ny manasa-dalan’ny “Cosafa 2025”, atao any Afrika Atsimo, ny Barea. Lavo tamin’ny isa 4 no ho 1. Tsy nahovoka! Resy 4 no ho 1 teo anatrehan’i Angola, ny Barea de Madagascar, nandritra ny lalao manasa-dalan’ny “Cosafa 2025”, taranja baolina kitra, izay notontosaina tao amin’ny Kianja Toyata […]
Mois : juin 2025
INDRAY MIJERY
Fanabeazana ho amin’ny toe-tsaina mitandro fahitsiana. Natao ny fanentanana ho an’ireo avy amin’ny fikambanana samihafa, ho fampahafantarana ny maha zava-dehibe ny fitsanganan’ny fikambanana ara-dalàna sy ny paikady mahakasika ny fananganana tetikasa fampiroboroboana fikambanana sy ireo mpikambana ao aminy. Tatitry ny solombavambahoaka tamin’ny fihaonana mivantana. Nanasongadinana ny asa vitan’ny fitondram-panjakana, tamin’ny […]
Fiaraha-miasa amin’ny Jica : Notombanana ny filan’ny Lycée teknika
Nohamafisina ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy ny Agence japonaise de coopération internationale (Jica) amin’ny fampandrosoana ny sehatry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa. Notanterahina nandritra ny hefarana, tamin’ity herinandro ity, ny dinik’asa sy fitsidihana ara-teknika niarahana tamin’ ny delegasiona avy amin’ny Jica sy ireo manam-pahaizana avy any Sénégal. […]
Fikambanana Destiny Ivato: Nankaherezina ireo mpanala CEPE
Nahatsiaro manokana ireo mpianatra hiatrika ny fanadinana CEPE amin’ny alatsinainy izao ny fikambanana Destiny Ivato, omaly. Nizara kits scolaire ho an’ireo mpianatra manodidina ny 200 tamin’ireo EPP dimy ao amin’ny kaominina Ivato. Fitaovam-pianarana feno hahafahana miatrika am-pitoniana ny fandinana CEPE no natolotra tamin’izany. Tsy nisy nanavahana ireo mpianatra avy amin’ny […]
Ady amin’ny fampiasana ankizy : Tokony hampiakarina ny sorabola ho an’ny fiahiana sosialy
Hitazonana ny vokatra efa azo tamin’ny ezaka hampihenana ny isan’ny ankizy miasa maneran-tany, manao antso amin’ny fanjakana ny OIT sy ny Unicef. Ny hampiakarana ny sorabola atokana ho an’ny fiahiana sosialy ho an’ny fianakaviana sahirana manan-janaka tokony hianatra ny fitakian’izy ireo. Efa nihena amin’ny antsasany ny isan’ny ankizy miasa ny […]




