Any amin’ny fokontany sy ny kaominina no hanaovana fangatahana raha hamadi-drazana. Ny fanisana ireny taratasy fangatahan-dalana ireny no nahafantarana fa mihena isan-taona ny Malagasy manatanteraka famadihana. Ny nahazo 63 isa mandritra ny fotoam-pamadihana iray tany amin’ny taona 2008. Nanjary 37 izany ankehitriny. Saika manahatahaka io ny ankamaroany ho an’ireo kaominina […]
Mois : juillet 2025
« Manga Mania Festival »: Roa andro ho an’ny zavakanto aziatika
Andiany faha-14 sahady. Raha toa ka somary nangingina tany am-boalohany, efa mahazo vahana tanteraka eto amintsika ny kolontsaina aziatika sasantsany. Anisan’ireny ny «manga», ny «jeux vidéos», «K-Pop», «cosplay», sns. Natambatra tanaty hetsika iray ireny, ka nanome ny «Manga Mania Festival». Hotontosaina ny 25 hatramin’ny 26 jolay ho avy izao ny […]
Canal Olympia Iarivo: Hikatona tanteraka manomboka ny 13 jolay
Enin-taona lasa. Velombolo ny rehetra, indrindra fa ny tontolon’ny zavakanto tahaka ny sarimihetsika, rindrankira an-tsehatra, dihy… Ankehitriny, nanao dia miverina ny fanantenana… Vaovao mampalahelo ho an’ny tontolon’ny sarimihetsika… Hihena indray ny efitrano fandefasana izany eto Madagasikara, satria dia nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny Canal Olympia Iarivo eny Andohatapenaka, fa hikatona […]
TSELATRA
Efa-dahy namaky trano voasambotry ny zandary tao Brickaville, ny alin’ny talata 1 jona teo, tamin’ny 11 ora. Sarona teo am-panaovana ny asa ratsiny izy efa-dahy ireo ka tsy nisy afa-nandositra intsony. Jiolahy raindahiny lavon’ny balan’ny mpitandro filaminana tao amin’ny fokontany Ambohimiandra, kaominina Ampangabe, distrikan’Ambohidratrimo, ny 30 jona teo. Roa lahy […]
Nitrandraka volamena : Raim-pianakaviana maty nihotsahan’ny tany
Raim-pianakaviana iray, 35 taona, maty nihotsahan’ny tany tao amin’ny kaominina Ivato Centre, distrikan’Ambositra, faritra Amonoron’i Mania, omaly tamin’ny 12 ora sy sasany atoandro. Olona sivy izy ireo no niaraka nitrandraka volamena tao amin’io toerana io. Tampoka, nihotsaka ny lavaka ary voatsindrin’ny ranontany tao io raim-pianakaviana io. Nieren-doza sy avotra soa […]




