Miakatra ambony dia ambony ny toerana misy an’i Madagasikara raha ny momba ny diplaomasia no resahina. Tsy mahasakana ny fisandratana amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny fisian’ireo Malagasy mpilaravinahitra any ivelany, mamendrofendro sy manaratsy ny tanindrazana iombonana. Ireo natao hanirina no mampivandravandra. Ireo heverina ho mirehareha fa Malagasy no mpanaratsy. Tsy […]
Mois : août 2025
Filankevitry ny minisitry ny Sadc : Nandray ny fitantanana i Madagasikara
Kihon-dalana farany amin’ny fivoriana, ankoatra ny an’ny Troïka, mialoha ny fihaonana an-tampon’ny filoham-panjakana sy lehiben’ny governemanta, ny filankevitry ny minisitra eo anivon’ny Sadc. Nandray ny fitantanana ny minisitry ny Raharaham-bahiny malagasy, Rasata Rafaravavitafika. Vita teny amin’ny CCI, Ivato, omaly, ny famindram-pitantanan’ny minisitry ny Raharaham-bahiny sy ny varotra iraisam-pirenena zimbabwéen, Pr […]
Handball – Mada Jeunes : Nanao pao-droa ny HC Est Atsimo Andrefana
Tontosa ny sabotsy 9 aogositra lasa teo, tany Tsiroanomandidy, ny fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy zandriny, taranja handball. Nisongadina ny HC Est Atsimo Andrefana. Nanao pao-droa mantsy ity ekipa ity, teo amin’ny Cadet sy ny Junior, lehilahy. Tsy nisy naharesy mihitsy izy ireo nanomboka tamin’ny fifanintsanana ka hatreo amin’ny famaranana. Teo […]
Théophile, mpivarotra, manan-talenta : Maniry ny hahay mamaky teny sy manoratra
Mpivarotra iray tsy vahiny etsy Analakely i Théophile. Manana olana ara-pahasalamana izy, saingy manana talenta hafakely, izay efa voajanahary tamin’ny tenany. Manana faniriana ny hahafehy ny famakiana teny sy ny fanoratana izy. Manan-talenta! Lehilahy iray efa 40 taona i Théophile na i Théo. Mivarotra fitoerana fera sy vilany ary fametrahana […]
«Marathon de Tana» : Hatao ny 12 oktobra izao
Anisan’ireo fifaninanana tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny Federasionina malagasin’ny atletisma (FMA), amin’ity taom-pilalaovana 2025 ity, ny «Marathon de Tana». Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina ny 12 oktobra ho avy izao izany, araka ny fanazavana nomen’ny tomponandraikitra. Raha tsiahivina, efa tany amin’ny taona 2019 no nisian’ity fifaninanana ity farany. Hiverina indray, […]




