Maromaro ireo mitaky fanadihadiana parlemantera momba ireo “Boeing 777”, miisa 5 any Iran. Anisan’izany ny depiote “Del kely”. Nambarany fa tokony hirosoana izany ary hamoahana didy tsy fahazoana mivoaka eto ny ministry ny Fitaterana. Tahaka izany koa ny antoko Leader Fanilo. “Tokony hiditra an-tsehatra ny Bianco sy ny Pac”, hoy […]
Mois : août 2025
Fotodrafitrasan’ny MFFT : Notokanan’ny minisitra ny tranombakoka
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny herinandro teo, ny tranombakoka sy ny efitrano fitahirizana antontan-taratasy momba ny fandrefesan-tany, etsy Anosy, ao amin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Tonga nitokana izany, teny an-toerana, ny zoma teo, ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, Andriantsitohaina Naina. Teo koa […]
Fangaraharana hoe…
Mila manana fitadidiana be, hono, izay mandainga. Sao voafandriky ny laingany amin’ny farany raha miovaova izay lazainy. Tsy vitan’izay, raha vao mandainga indray mandeha amin’ny raharaha iray, voatery mandainga hatrany hanamarinana ny lainga na handaingana ny marina. Hafa ihany ny mandeha amin’ny fahamarinana: tsy miovaova, matoky tena… Inona no ilazana […]
Fihetsiky ny Jly Ravalomanana Richard: Tohina sy malahelo ny Holafitry ny mpanao gazety
Namoaka fanambarana manoloana ny fihetsika nataon’ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard, ny eo anivon’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM). Nambaran’ny Holafitra tamin’izany fa tena tohina sy malahelo noho ny fihetsika sy teny izay heveriny ho tsy mendrika sy fanaovana tsinontsinona nataon’ny Jly Ravalomanana Richard izy ireo. Anton’izany ny tamin’ny […]
TSELATRA
Lehilahy iray voasambotry ny polisim-pirenena noho ny fitazomana basy tsy ara-dalàna tany Ranohira, ny 1 aogositra lasa teo. Tratra nandritra ny fisafoana nataon’ny polisy izy io tamin’ny 11 ora maraina. Rehefa nosavaina, nahatrarana basy vita gasy miaraka amin’ny bala sy mohara tany aminy. Nentina nohadihadiana teny amin’ny birao izy taorian’izay. […]




