Voalohany eo amin’ny tantaran’ny baolina kitra malagasy. Hiatrika ny famaranana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny mpilalao tsy matihanina (Chan 2025), ny Barean’i Madagasikara. Resiny teo amin’ny manasa-dalana ny Faucon de Jediane-n’i Soudan. Nanoratra tantara vaovao eo amin’ny baolina kitra malagasy sy eto amin’ny kaontinanta afrikanina ny Barean’i […]
Mois : août 2025
FANTINA sy FINTINA
Mifampizara traikefa ao Mahajanga ireo governoran’ny faritra miisa 23. Ifanakalozana amin’izany ny momba ny fampandrosoana sy ny fanatanterahana ny Politika ankapoben’ny fitondram-panjakana (PGE). Tsiahivina fa miisa 24 ireo faritra saingy tsy mbola voatendry ny governoran’ny faritra Ambatosoa ahitana an’i Maroantsetra sy i Mananara. Nametraka fanamby ny loholona, Rakotondrazafy Lalatiana fa […]
admnistratera sivily: Natao hiasa ho an’ny vahoaka
“Natao hiasa ho an’ny fanjakana sy ny vahoaka ny admnistratera sivily. Afa-miasa amin’ny andrimpanjakana rehetra misy eto amin’ny tany sy ny fanjakana izany: manana ny maha izy azy”. Io ny nambaran’ny filohan’ny Antenimierampirenena izay admnistratera sivily rahateo, i Tokely Justin, ny amin’ny toeran’ny admnistratera sivily manoloana ny birao vaovaon’ny sendikà […]
Fiainam-bahoaka aloha…
Tsy fandriampahalemana, fidangan’ny vidim-piainana, famatsian-jiro sy rano… Mbola mampikaikaika ny maro eny ifotony. Mby aiza ny vahaolana mahomby, azo antoka, maharitra… ? Na izay fihatsaram-piainana ahay… Efa mba misy hita sy tsapa? Na mifanitsy amin’ny filan’ ny vahoaka amin’ny hoe fampandrosoana izay atao sy imasoan’ny fitondram-panjakana isan-tsehatra sy isan’ambaratonga. […]
James Ramarosaona: « Aoka hiray hina ny mpanao gazety »
Mampihemotra ny fametrahana ny demokrasia ny fanitsakitsahana ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety. Io no nambaran’ny filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety teo aloha, James Ramarosaona. Naneho ny heviny manoloana ny asa fanaovan-gazety ny filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety teo aloha (OJM), James Ramarosaona. Nohitsiny fa tsy mendrika ho an’ny firenena mihevitra ny […]




