Mois : août 2025

Volley – CAN U16 : Resin’i Egypte tamin’ny seta 3-0 i Madagasikara

Ratsy fanombohana ny ekipa malagasy, miatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika Can, ho an’ny sokajy latsaky ny 16 taona, tanterahina any Tonizia. Resin’i Egypte tamin’ny seta 3 no ho 0 i Madagasikara. Tsy mbola tafiditra tao anatin’ny lalao mihitsy ny ekipa malagasy tamin’ity andro voalohan’ny fifaninanana ity. Betsaka loatra ny […]

CHAN 2025 – Lalao manasa-dalana: Barea hidona amin’i Soudan ary i Maroc hifampitana amin’i Senegal

Fantatra avokoa ireo ekipa efatra hiatrika ny dingana manasa-dalana, hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra ho an’ireo mpilalao tsy matihanina (Chan 2025). Hifandona amin’izany ny Barea de Madagascar sy ny Faucon de Jediane-n’i Soudan ary adin’ny samy liona kosa ny ilany hifanandrinan’ny Lion de l’Atlas Maroc sy Lion […]

TARATRY ny KANTO

Mandray andraikitra manoloana ny asa sosi­aly. Hiavaka ny fiofanana tselatra hampanaovin’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma maneran-tany). Hiompana amin’ny lohahevitra «Mpikabary salama sy tomady, antoky ny teny malagasy», ny fampianarana. Hampiofana amin’izany ny Dr. Josso Tiana Tahiriniaina Angelos, tonia misahana ny fampiofanana ny maha olona ao amin’ny Foibe Fi.Mpi.Ma maneran-tany. […]

Seho tao Antsahamanitra : Nahatanteraka fanamby i Melky sy i Firmin

…«20 taona sahady izay… Tonga hanolotra zavatra tsara be ho anareo izahay…», hoy i Firmin, andro vitsivitsy nialoha ny fampisehoana niarahany tamin’i Melky, notontosaina tao Antsahamanitra, omaly tolakandro. Samy nanolotra ny tsara indrindra tany aminy ireto mpanakanto ireto. Tsi­karitra avy hatrany fa tsara fanomanana sy famerenana i Melky sy i […]

Fampianarana zavakanto : Mila ampitoviana ny tadindokanga

Mampianatra manao sary, atsy. Mampianatra mitendry na mitsoka zavamaneno, aroa… Samy mandroritra izay heveriny fa mety. Misy milaza fa ao anatin’ny hateloana, mahay mitendry feon-kira iray. Ny hafa manambara fa «intelo mianatra ihany ny mpianatra ato aminay dia mahay ny fototra fanaovana hosodoko». Ampahana endrika fampianarana zavakanto misy eto Madagasikara […]