Mois : août 2025

Baolina kitra – “Chan 2025”: “Famarananakely ny an’ny Barea sy i Kenya”, hoy ny Coach Rôrô

Hitana ny sain’ny rehetra, indrindra ny mpankafy baolina kitra, amin’ity anio ity, ny ampahefa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo mpilalao tsy matihanina (Chan 2025). Hifampitana ny Harambee Stars Kenya sy ny Barean’i Madagasikara. Fihao­nana hotanterahina ao amin’ny Kianja Kasarani stadium, Nai­ro­bi Kenya. Namba­ran’ny mpanazatra, Rakoton­drabe Romuald (Rôrô), fa […]

SOMBIM-BAOVAO

Tontosaina eny amin’ny Kianja «annexe» Ma­hamasina, nanomboka ny 19 ka hatramin’ny 23 ao­gositra ho avy izao, ny fiofanana ho an’ireo mpitsara baolina kitra «cours Ma – arbitres élites». Mitarika izany i Efong Nzolo (instructeur technique) sy i Ayemou Ananh Jeanne (instructeur physique) ary i Athanase Nkibuto. Nigadona teto an-tanindrazana, omaly, […]