Mois : août 2025

L’Etat tient l’autoroute

Lentement et assurément, le projet autoroute Antana­narivo-Toamasina avance à son rythme, et arrivera certainement à sa destination finale. Il n’y a aucun doute à ce sujet. La voie est toute tracée, le cap est maintenu et les travaux se poursuivent jusqu’à leur achèvement total, selon l’Etat malgache. Construire une autoroute […]

Grand synode à Taolagnaro: le pasteur Zaka A. prend les rênes de la FJKM

Le pasteur Zaka Harimasy Andriamampianina, est le 6e président élu de la FJKM, après Titus Rasendrahasina, Joseph Ramambasoa, Edmond Razafimahefa, Lala Rasendrahasina et Ammi Irako Andriamahazosoa. Il a obtenu la majorité des suffrages exprimés, c’est-à-dite 2/3 des voix, à l’issue de l’élection d’hier à Taolagnaro., dans le cadre du XXe Grand […]

Rakotomanana Richardson : «Tsy fanohanana an-jambany na fankahalana ny fanaovana politika»

Aiza ho aiza ny fanaovana politika amin’izao? Maneho ny fijeriny ny filohan’ny Fiombonan’ny firaisamonina sivily ho amin’ny fandrosoan’ny Malagasy na ny Coalition de la société civile pour le progrès des Malagasy (CSCPM), Rakotomanana Richardson: “Tsy fanohanana an-jambany na fankahalana ny fanaovana politika.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny tontolo […]

Ticad any Yokohama: Hampita ny vinan’ny Filoha ny Praiminisitra

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy, omaly, any Yokohama Japon, ny andiany fahasivy eo amin’ny fihaonamben’i Afrika ho amin’ny fampandrosoana (Ticad), iarahana amin-dry zareo Japoney. Anisan’ny mandray anjara amin’izany ireo filoham-panjakana sy lehiben’ny governemanta afrikanina ka misolo tena ny filohan’ny Repoblika any an-toerana ny praiminisitra Ntsay Christian sy ireo delegasionina tarihiny. Zava-dehibe […]

Fahaiza-mitantana: Nohamafisina ny mangarahara eny anivon’ny kaominina

Niompana amin’ny fahaiza-mitantana eny ifotony ny atrikasa notarihin’ny avy amin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Niarahana amin’ireo mpamatsy vola ho an’ny faritra atsimon’ny Nosy. Nandray anjara amin’ny atrikasa ny avy amin’ny faritra Atsimo Andrefa­na sy Anosy ary Androy tao anatin’ny efatra andro. Tafi­ditra amin’ny fanorenana fotodrafitrasa ho […]