Nosokafana tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Maka (Malagasy Karate-do). Nanombohana izany, teny amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny alatsinainy 18 aogositra sy omaly 19 aogositra, ny fampiofanana. Hitohy amin’ny fampirantiana izany nanomboka omaly hatramin’ny 21 aogositra izao. Nanomboka ny faran’ny herinandro teo, any Toliara, ny fiadiana ny […]
Mois : août 2025
“ASIEF 2025” : “Tratra ny tanjona”, hoy ny filoha John Love
Toy ny mahazatra, nanao tatitra mahakasika ny fifaninanana nasionaly Asief (Association sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires) 2025 ny filohany, Andrianarison Jean Aimé (John Love), omaly, teny amin’ny birao fiasany, eny Tsaralalàna. Nambarany nandritra izany fa tontosa araka ny tokony ho izy ny fifaninanana ary tratra ny tanjona, dia ny […]
Barean’i Madagasikara: Tsy ho anisan’ireo ho avy i Jean Harison
Araka ny vaovao navoakan’ny klioba SK Rapid Vienne Football Club tao amin’ny pejiny, ny alatsinainy lasa teo, maratra eo amin’ny feny ilay Malagasy mpilalao baolina kitra, Jean Harison Marcellin. Nandritra ny andro fahatelo hiadiana ny “Ligue Europa Conference”, nifandonan’ny ekipany tamin’ny Rheindorf Altach, natao ny alahady lasa teo, tao amin’ny […]
“CHAN 2025” – Prize money : “Hatolotra ny ekipa ny 60 % ny vola azo”, hoy i Tôta
Miandry fatratra ny lalao ampahefa-dalana hikatrohan’ny Barea sy i Kenya, eo amin’ny fiadiana ny «Chan 2025», taranja baolina kitra, ny rehetra ankehitriny. Mandra-piandry izany, efa manana 450 000 dôlara ny Barea amin’ny “prize money”. “Hatolotra ny mpilalao sy ny ekipa teknika ny 60 % ny vola azo rehetra”, hoy i […]
INDRAY MIJERY
Nosokafana ny fiandohan’ny herinandro teo, tao amin’ny Kianja Ampasambazaha Fianarantsoa, ny fifaninanana fanatanjahantena an-tsekoly taona 2025. Ny tale jeneraly misahana ny pedagojia, eo anivon’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, no nanokatra izany. Lohahevitry ny fifaninanana ny “Regnina Fianarana ny Soa”. Nahatonga solontena avokoa ireo faritra 23 izay mifaninana amin’ny taranja telo (baolina kitra, […]




