Mois : septembre 2025

TARATRY ny KANTO

Satria, iray ihany ny tanindrazana (Mada­gasikara), dia iray ihany ny Malagasy. Fa, mety ho samy hafa ny kolosaina sy ny kolontsaina ary ny fomba amam-panao. Samy manana ny azy. Io no anisan’ny mampiavaka ny Malagasy sy i Madagasikara. Faritra na toerana mifanakaiky, kanefa, ahitana fahasamihafana eo amin’ ireo lafiny ireo. […]

Madajazzcar Festival: Manatsara ny fahaiza-mamorona ny « Tremplin »

Anisan’ny mampiavaka ity andiany faha-36 amin’ny « Madajazzcar Festival » ity ny fitomboan’ny isan’ny tanàn-dehibe hanatanterahana izany. Nomena lanja lehibe ao anatin’ny fiofanana kosa ny fitsinjovana ny hoavy manaraka tahaka ny famoronana. Ny 15 septambra teo no nanomboka ny «Trem­plin Madajazzcar» ho an’Antananarivo. Ny 17 septambra ny tany Antsirabe. Hanomboka […]

Manasinirina Hira: “Nofinofiko ny haneho hatrany ivelany ny talentako”

I Hira no nahazo ilay gitara Taylor… Gitara lafovidy, loka voalohany tamin’ny “Tafan-gilita fifaninanana”. Mendrika azy izany, raha ny talentany. Fanombohana ihany anefa ho an’i Hira, satria mbola ho lava ny lalan’ity mpanakanto ity. Anarana tsy tongatonga foana, fa mahalaza be ilay Hira… Vao 17 taona monja izy! Tena rara-kivy […]

Analakely : Mpangarom-paosy nikasa haka 100 euros

Teratany vahiny iray niharan’ny asa ratsin’ireo tontakely teny Analakely, teo amin’ny fi­raisaina voalohany, omaly. Nandritra ny fisoratam-panambadiana ny maraina, nifanisika ny olona ka nanararaotra nisaka ny paosin’io teratany va­hiny io ny mpanao ratsy. Lasibatra nandritra izany ny fitoeram-bola natao tao am-paosy. Nahare ny fisintoman’io mpangalatra io ny fitaovana tao am-paosiny […]