Nanolotra fitaovam-pianarana ho an’ireo ankizy ao amin’ ny EPP Ambatobe, omaly, ny Filohan’ny Repoblika Malagasy, Rajoelina Andry sy ny Ramatoa vadiny. Ity hetsika ity dia tafiditra amin’ny fanohanana ny mpianatra amin’ izao fidiran’ny taom-pianarana vaovao izao. Tsy izany ihany nefa, fa mpianatra marefo maherin’ny 1 tapitrisa manerana ny Nosy no […]
Mois : septembre 2025
Fanafihana mitam-piadiana: Maty voatifitra i Voambàna Ndremory
Araka ny efa notaterina teto matetika, itrangana fanafihana mitam-piadiana ny fokontany maro ao Toamasina, toy ny ao Depôt fahefatra sy ny ao Tanamakoa. Tamin’ity farany rahateo no nahitana tokantranona mpanao gazety voatafika sy voaromba fitaovana maro, tsy ela akory izay. Araka izany, ny alin’ny alatsinainy hifoha ny talata teo, nirefodrefotra […]
Fampivoarana ny fahaiza-manao: Nampivondrona ireo tanora sahirana ny Daholo
Nikarakara izany ny fikambanana Daholo. Teo koa ireo mpianatra Master 1 avy amin’ny sampana « Socio-management du developpement rurale ». Nampita ny fahaiza-manaony ho amin’ny fampivoarana azy ireo ny avy amin’ity fikambanana ity. Nijoro vavolombelona ireo tanora avy amin’ny faritra iva ireo fa azo atao tsara ny mivoatra eo amin’ny […]
INDRAY MIJERY
Nandray ny solontenan’ny Fonds malgache de formation professionnelle (FMFP) tarihin’ny tale jeneraliny, Andriambololona Pierre Raoelina, ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, ny fiandohan’ny herinandro teo. Tanjona ny hanamafisana ny fiaraha-miasa, indrindra eo amin’ny fanofanana arakasa sy ny fananganana paikady vaovao hamaliana ny tinady mifanaraka amin’ny tsenan’ny asa. […]
Aretina alzheimer : Ilaina ny fanaovana fitiliana ireo hambana
Manatanteraka fitiliana maimaimpoana ny aretina alzheimer ny fikambanana Masoandro Mody eny Mahazoarivo, ny sabotsy 20 septambra. Tsy natao ho an’ny zokiolona irery fa ho an’ny rehetra maniry hisoroka ny tranga mandrisika ny fitiliana. Misy ny fitiliana ny fitadidiana, tosidra, diabeta, IMC… Hahazo torolalana amin’ny dingana tokony atao raha sendra misy […]




