Mois : septembre 2025

Rugby – Federal 2 : Hifandona ny Rosa Club sy ny US Ikopa

Hanomboka amin’ny alahady 14 septambra ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eo amin’ny “Federal 2”, taranja rugby. Fihaonana karakarain’ny Malagasy Rugby. Lalao telo avy hatrany no voalahatra amin’izany ka adin’ny samy kartie avokoa ireo fihaonana. Anisan’ny dona andrasan’ny rehetra ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Tanterahina any Alzeria, nanomboka omaly, haharitra hatramin’ny 10 septambra izao, ny “Forum Mini-basket” eto Afrika. Fiofanana natokana ho an’ny tontolon’ny basikety ho an’ny Ankizy, hivondronan’ireo mpisehatra amin’ity taranja ity. Manana Kaomisionina mahakasika izany i Madagasikara, ary manana solontena miatrika izany koa any an-toerana. Hotanterahina ny 12 oktobra izao, ao amin’ny […]

Judo-Vétérans : Tanjona ny hamiratra amin’ny “Mondial”

Tonga teto an-tanindrazana, ny alatsinainy teo, ny Malagasy delegasionina niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Judo, sokajy Vétérans. Vokatra tsara no nentin’izy ireo niverina avy any Maorisy ary mbola maniry ny handray anjara sy haka fandresena hatrany, amin’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany hatao any Paris, amin’ity taona ity. Tsiahivina, […]

Hazakazaka am-bisikileta: Hiatrika ny tompondaka maneran-tany i Houlder Amédé

Hanana solontena amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja bisikileta i Madagasikara. Ilay Malagasy, Amédé Houlder, no hiaro ny voninahi-pirenena amin’izany. I Amédé Houlder Mohamed no hisolo tena an’i Mada­gasikara amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny hazakazaka am-bisikileta, izay hotontosaina any Kigali, Rwanda, ny 21 hatramin’ny 28 septambra […]

Fanajana ny zon’ny ankizy: Mila ezaka goavana ny fampiharana ho an’ny eto Madagasikara

Mampihoron-koditra ny trangan-javatra mahazo ny ankizy malagasy eto amin­tsika. Tsy voahaja sy goragora ny fanaraha-maso, indrindra ny fampiharana ny fanajana ny zon’ izy ireo. Tranga hita eny anivon’ny fianakaviana sy fiarahamonina. Mirongatra eo anivon’ny fianakaviana na havana mifanakaiky ny fanolanana ankizivavy zanaky ny havany akaiky. Matetika ny dadatoa, dadabe, dadafara, […]