Aleo aloha asiana famakafakana kely ny mahakasika ity resaka asa fanaovan-gazety ity, anio. Maro ny tranga izay nahabe resaka. Niteraka ady tamin’ny Holafitra na sehatra hafa izany. Nahatonga ratra sy fifanakianana samihafa, andaniny. Mba nampisongadina ihany koa anefa, ankilany. Taiza no nisy mpanao gazety niaka-dapa indroa miantaona izany anatin’ny […]
Mois : octobre 2025
Filoha Rajoelina Andry: “Ny vahoaka no nanome fe-potoam-piasana dimy taona”
Niresaka tamin’ny mpanao gazetin’ny France 24 ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Anisan’ny nanehoany ny heviny ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana. “Ny demokrasia dia ny ampahany betsaka tamin’ny vahoaka no nifidy filohan’ny Repoblika iray”. Io ny valin-tenin’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, ny fanontanian’ny mpanao gazetin’ny France 24, omaly, ny amin’ny fangatahan’ireo mpanao […]
TSELATRA
Zazalahy 12 taona atao hoe Eric, karohin’ny ray aman-dreniny rehefa tsy hita popoka nanomboka ny sabotsy lasa teo. Monina ao Mahazengy, Fianarantsoa, io zaza io sy ny fianakaviany, saingy tsy hita tampoka izy. Miantso ireo manam-baovao momba azy mba hampandre an’ireo manam-pahefana ny reniny. Nanameloka ny fisamborana sy fampidirana am-ponja […]
Nampiasa vola sandoka : Mpisoloky nahatrarana 1 700 000 Ar
Lehilahy mpampiasa vola sandoka notanan’ny mpitandro filaminana tao amin’ny biraon’ny polisy Analavory, ny talata 7 oktobra lasa teo. Naharay loharanom-baovao ny mpitandro filaminana miasa ao amin’ny kaominina Analavory fa misy tranga fiparitahana vola sandoka. Nanao fanadihadiana izy ireo. Noresen’ilay mpanao ratsy lahatra ny mpivarotra omby iray ka lasany ny omby. […]
Anosy : Mpanendaka saika matin’ny daroka
Voasambotry ny mpandalo ny mpanendaka iray teo amin’ny toerana tsy lavitry ny Carlton Anosy, omaly. Mpiandry taxi-be nijoro teo amin’ny fiantsonana no nanaovan’io lehilahy io ny asa ratsiny. Nosintomin’io lehilahy io ny entana teny amin’ilay mpiandry fiara iombonana. Niantso vonjy avy hatrany anefa ny lasibatra. Tsy nitazam-potsiny ireo manodidina fa […]




