Mois : octobre 2025

Fanajariana ny tany sy ny fananantany : Hovaliana ny filàn’ny mponina an-tanàn-dehibe

Nifampidinika tetsy Anosy, omaly, ny avy ao anivon’ny Sampandraharaha misahana ny Fanajariana ny tany sy ny sampandraharaha misahana ny fananantany eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) . Voaresaka tamin’izany ny olana atrehin’ny tanàn-dehibe. Nambaran’ireo tomponandraikitra tamin’izao atrikasa izao fa anisan’ny tanjona ny hanitarana ny fanamarinana sy […]

Herisetra amin’ny mpanao gazety: Mangataka fiaraha-midinika ny Emmo/Nat

Tafapetraka tetsy amin’ny fitsarana Anosy ny fitorian’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM), manoloana ny herisetra nihatra tamin’ny mpanao gazety, afakomaly, teny an-kianja. Mangataka fiaraha-midinika ny Emmo/Nat. Nambaran’ny filohan’ny OJM, Monica Rasoloa­rison, fa tsy azo ekena ny herisetra atao amin’ny mpanao gazety eny an-kianja. « Tsi­pahinay eto anivon’ny holafitra sy ireo fikambanana […]

Fitantanam-panjakana : Misy antony sy vokany ary azo vahana ny krizy politika

Eo amin’ny tantaram-pirenena, saika tsy mahafa-bela ny krizy politika: mitovitovy, miverimbe­rina… Amin’izany, misy antony sy vokany ary azo vahana ny krizy politika; eny, azo sorohina aza. Izay tsara ho fantatra ankapobeny, andrana famakafakana… Fikatsoan’ny fampandehanana ara-dalàna ny fan­jakana ny krizy politika: fikorontanana anatiny, na vondrom-bahoaka… Mety hiafara amin’ny fahaverezan’ny maha […]