Vinavinaina hanomboka amin’ny taona ho avy ny fampakarana ny karaman’ny mpiasam-panjakana rehefa tsy nisitraka izany nandritra ny telo taona. Ampakarina 14% ny karaman’ny mpiasam-panjakana ho an’ny taona ho avy, araka ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana (PLFI) 2026. « Rariny io satria efa ho telo taona izao no tsy niakatra ny karaman’ny […]
Mois : novembre 2025
FANTINA sy FINTINA
Efa tonga eto ny iraky ny Vondrona afrikanina, Mohamed Idriss Farah. Nitsena azy teny Ivato ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Razanamahasoa Christine. Anton-diany eto ny hanelanelana ny fifampiresahan’ny samy Malagasy, hiverenana amin’ny Lalàmpanorenana. Hihaona amin’ny ankolafin-kery samihafa, tahaka ny nataon’ny iraky ny Sadc izy ireo. Niresaka ny famahana olana momba ny […]
HCC – filohan’ny repoblika : “Azo atao ny fanemorana ny fifidianana”
Azo atao eo ambany fanaraha-mason’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny fanemorana ny fifidianana filohan’ny Repoblika, araka ny fanapahana lah. 13-HCC/D3, tamin’ny 6 novambra lasa teo, ny amin’ny fangataham-panazavana ny And. 4 amin’ny fanapahana lah.10-HCC/D3 tamin’ny 14 oktobra. Izany dia noho ny fanambaran’ny HCC ihany tamin’ny fanapahana lah.10-HCC/D3 fa […]
Tany misy fanjakana
Ny ankizy, hono, no tia tsapa fatana, ny lehibe no tia tonotono. Hanao ahoana ihany ny amin’ny fandaminana sy filaminana eny ifotony ao anatin’izao toe-draharaham-pirenena izao? Tsy inona fa ny amin’ny fisian’ny hetsika etsy sy eroa amin’ny fanalana na fanoloana ben’ny Tanàna na lehiben’ny Fokontany. Manjary misy fifanaovana ankolafiny […]
Vovonana mahitsy fijery: « Ilaina tarehimarika mazava ny fitsitsiana atao »
Nitondra ny heviny manoloana ny toe-draharaham-pirenena ny eo anivon’ny Vovonana mahitsy fijery, tarihin-dRavololomanana Lalatiana. Maromaro ireo fitakiana nambaran’izy ireo tamin’izany. Nohitsin’ity vovonana ity fa mila mazava ny fepetra sy ny fandraisana andraikitry ny mpitantana ho fanitsiana sy fanovana, miainga amin’ireo teboka efatra tamin’ireny famindram-pahefana amin’ireo minisitra miisa 28 ireny. Eo […]




