Mois : décembre 2025

Ivontoeram-pikarohana : Hasongadina ny famoahana ireo mpiofana

Nampahafantatra ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena fa havoaka amin’ny fomba ofisialy ireo mpampianatra mpiana-draharaha, izay nanaraka fiofanana teny amin’ny ivon­toeram-piofanana sy fikarohana ara-pedagojia, eny anivon’ny faritra, ny taona 2021-2023. Efa nivoaka ny tetiandro hanatanterahana izany ka nanokafana ny hetsika omaly, ny tany Arivonimamo, Benasandra­tra ary Manjakandriana. Mitohy any Antsirabe izany, anio, ary […]

Fanabeazam-pirenena 2026 : 9 000 ireo mpiasa horaisina ho mpiasam-panjakana

Velom-panantenana ny mpiasan’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena fa hisy fandraisana ho mpiasam-panjakana miisa 9 000 amin’ny taona ho avy. Hojerena manokana koa ireo mpampianatra Fram. Nandritra ny fihaonan’ny mpikambana ao amin’ny governemanta tamin’ireo solombavambahoaka, tetsy Tsimbazaza, no nilazan’ ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, Tsilefa Antonio, izay ni­solo tena […]

SOMBIM-BAOVAO

Hiditra an-tsehatra anio, ny Malagasy mpibata fonjamby, raha ny fandaharam-potoana amin’ny lalao afrikanina ho an’ny Tanora, tontosaina any Luanda, Angola, nanomboka ny 10 desambra lasa teo. Tsiahivina fa solontena malagasy 3 mianadahy no hiaro ny voninahi-pirenena amin’ity lalao ity, ahitana ny taranja judo sy fibatana fonjamby. Notontosaina ny alahady teo, […]