Mois : décembre 2025

Ministère de l’Intérieur: les chefs de région sont nommés à titre provisoire

Sans donner plus de détails sur les tenants et aboutissants du processus de recrutement des Chefs de région, qui devrait battre son plein actuellement, le ministère de l’Intérieur a juste précisé dans un communiqué que ces derniers seront nommés à titre provisoire en attendant la tenue des élections. «Faisant suite […]

«Tournoi des Grands Elites» : Hifanintsana any Antsirabe

Hotanterahina ny 9 – 13 de­­sambra ho avy izao, any amin’ ny Kianja Velodrome Antsi­rabe, ny fifanintsanana baolina kitra, « Tournoi des Grands Elites ». Araka io anarana io, hifanandrina hiady ny amboara lehibe amin’izany ny ekipan’ny Disciples FC Vakinankaratra, ny CFFA Andoharanofotsy, ny Cosfa Analamanga ary ny Fosa Juniors FC Boeny. […]

SOMBIM-BAOVAO

Nitsidika an’i Toliara ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), nijery ny fandrosoan’ ny tetikasa « Ampi’zay », hiarahan’ny MJS sy ny Terres en Mêlées manatanteraka. Nampisehoana ny atao hoe « Rugby for Change » an’ireo mpianatra. Fomba mampiroborobo ny firaisankina sy ny fitovian’ ny lahy sy vavy amin’ny alalan’ny rugby. Mihoatra ny […]

«Cours des dirigeants sportifs»: Mpanao gazety 8 miofana

Nanomboka ny alatsinainy teo ny fiofanana « Cours des dirigeants sportifs », izay ahitana mpiofana 24 mianadahy. Mampiavaka ity andiany faha-21 ity ny hamaroan’ny mpanao gazety ara-panatanjahantena, izay miisa 8. Anisan’ny manana anjara andraikitra lehibe amin’ny fahafantarana izany fitantanana ny fanatanjahantena izany ny mpanao gazety ka rariny raha manaraka fiofanana. Ankoatra izay, […]