Mois : décembre 2025

Indice des prix à la consommation : l’inflation montre des signes d’accalmie

D’après les projections économétriques de l’Instat, du ministère de l’Economie et des Finances (MEF) et de la Banky foiben’i Madagasikara (BFM), on est dans un contexte d’inflation maitrisée qui se situe « entre 7,0 % et 7,4 %, pour une moyenne annuelle autour de 7,6 % ». En effet, l’évolution récente de […]

Mise en œuvre accélérée des projets actifs: la Banque mondiale interpelle l’Etat

Entre Madagascar et la Banque mondiale, le partenariat reste au beau fixe. Et malgré le contexte politique dans le pays, aucun des 23 projets financés par l’institution, n’a été suspendu. Leur mise en œuvre rapide devrait même s’accélérer, a-t-on indiqué.   Après plusieurs rencontres et avoir passé en revue les […]

TSELATRA

Jiolahy mpamaky trano voasambotry ny polisy niaraka tamin’ny entana halatra teny aminy tetsy Anto­homadinika, ny 28 novambra lasa teo. Niditra antsokosoko tao amin’ny tokantrano iray tamin’ny andro atoandro io olon-dratsy io. Nobatainy ny fahitalavitra lehibe iray. Hitan’ny fokonolona izany ka tratra ilay mpanao ratsy. Ramatoa iray mpivarotra anana hita faty tao […]

Anjozorobe: Raikely voatondro ho nanolana ny zana-badiny

Nosamborin’ny zandary tao Ambatomanoina, distri­kan’ Anjozorobe, ny lehilahy iray voarohirohy tamin’ny tranga fanolanana, afakomaly. Anki­zivavy vao 14 taona monja nitaraina tamin’ny fianaka­viana manodidina. Nana­fina tamin’ny reniny io zaza io noho ny tahotra an’ilay raikely. Nitoroka tampoka teny anivon’ny zandarimaria anefa ny mpiray vodirindrina amin’io fianakaviana nitrangana fihe­tsika mamoafady io, nitatitra […]