Nandritra ny fihaonan’ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa tamin’ireo solontenan’ny banky ara-barotra no nijerena ny fomba hanampiana ireo mpianatra ambaratonga ambony manao fandalinana sy manana tetikasa. Teboka telo lehibe no noresahin’ny minisitra. Teo ny mba hisian’ny famatsiam-bola ho an’ny fikarohana izay tena ilain’ ny mpampianatra mpikaroha sy […]
Mois : janvier 2026
Oniversiten’Antsiranana : Mivadika herisetra ny fandraisana mpianatra
Miaina ao anaty horohoro sy herisetra! Izay no manjo ireo mpianatra taona voalohany ao amin’ny tranon’ny mpianatra (Campus) Oniversiten’Antsiranana. Lasa herisetra ny fandraisan’ireo zokiny (Bizutage) taona faharoa no ho miakatra ao amin’ny fikambanana Mafami. Ranomaso no iainan’ny mpianatra taona voalohany mianatra ao amin’ ny Oniversiten’Antsiranana amin’ny ataon’ny Mafami (Fikambanan’ny mpianatra […]
Mpiziva: Hanao fankalazana sy hetsika iombonana
Ny zoma 9 janoary teo, nifamory tetsy amin’ny sampanana efatra Morarano misy ny Visie, toeram-piasan’ny polisy sy ny tsangambaton’ny fampihavanana ny Ziva, fikambanana naorin’ ny kolonely Masondahy Dauphin, taorian’ny raharahan’ny taona 2002. Misy foko miisa efatra mivondrona ao anatiny: Antesaka, Betsileo, Antandroy ary Makoa. Nambaran’i Georges na Rolly, mpitarika, teo […]
« Salon du bien-être »: Hatao etsy Androhibe, ny 23 – 25 janoary
Hotanterahina ny 23 hatramin’ny 25 janorary 2026 ho avy izao ny hetsika « Salon du bien-être », andiany voalohany. Hetsika karakarain’ny Centre de Gaïa, etsy Androhibe. Miavaka ary mbola tsy fahita firy eto Madagasikara io tolotra io satria natokana ho an’ny tontolon’ny fahasalamana amin’ny ankapobeny sy ny ara-tsaina ary ny fahasalamana […]
VAOVAO TAMBATRA
Mihisatra ny asa fanarenana ny lalam-pirenena fahefatra, mampitohy an’Antananarivo sy Mahajanga. Mbola ny 20% monja ny fandrosoan’ny asa vitan’ny orinasa CRBC sy ny Witec, ao anatin’ny tetikasa PDDR, vatsian’ny Banky iraisam-pirenena vola. « Handraisana fepetra ny orinasa tsy manao araka ny tokony ho izy ny asany. Mila manampy isa ny mpiasa sy […]




